Mba mitady parole " VAOVAO MAHAFALY" RIJA RASOLONDRAIBE

1. pral22 ( 23/03/2006 15:01)
SALUT DAHOLO

MBA MITADY AN' ITY PAROLE N'ITY HIRA ITY AHO RAHA MBA MISY MANANA
MBA ALEFASO AO @ LIFEASE22@YAHOO.COM RAHA AZO ATAO NA APETRAHO ATO AMIN'ITY SITE ITY
DIA MISAOTRA BE TSAKA INDRINDRA
PRAL22
novalian'i pral22 ny 24/03/2006 15:35
2. diamondra27 ( 23/03/2006 17:59)
'za tsy mahay fa miala tsiny

le oe: "tsy maintsy " no hirany tiako fa henoy tsara ny paroles
3. boubounezy ( 23/03/2006 19:25)
za alou tsy manana ny parole fa za manana ny cassettiny ray manotolo lé talou sy taty aorin'e! ra interresser enao dé andefaso msg za dé jerena ny azo atao e! tsy olana a+ zany



pral22:

SALUT DAHOLO

MBA MITADY AN' ITY PAROLE N'ITY HIRA ITY AHO RAHA MBA MISY MANANA
MBA ALEFASO AO @ LIFEASE22@YAHOO.COM RAHA AZO ATAO NA APETRAHO ATO AMIN'ITY SITE ITY
DIA MISAOTRA BE TSAKA INDRINDRA
PRAL22



4. Fiffi ( 24/03/2006 05:11)
boubounezy: tsy haindry ve akia ireo hira mbola tsy hita ireo ny mpihira azy ?
5. diamondra27 ( 24/03/2006 06:32)
boubounezy: 'za koa ve mahazo sa tsia ? mba te- hanao copie 'za raha K7 VHS, de ahoana no ataoko? sérieux io demande io an!
6. boubounezy ( 24/03/2006 09:14)
tsy mazava @ko le teninjy fiffi fa azavao tsara stp!:*


Fiffi:

boubounezy: tsy haindry ve akia ireo hira mbola tsy hita ireo ny mpihira azy ?



7. Fiffi ( 24/03/2006 09:20)
jero akia atsy ambadika atsy fa misy hira maro hiany mbola tadiavina ny titra sy ny mpihira hono ka ndry mahafantatra mpihira betsaka izay no antony nametrahako an'io fanontaniany io an! jereo fa misy dinika somary ambanimbany kely io an! :-*:-*:-*
8. pral22 ( 24/03/2006 15:35)
Misaotra boubounezy, efa azoko le izy.niantsoako oul tany dago mihitsy. tchao ary ô!!!

[quote=boubounezy]
za alou tsy manana ny parole fa za manana ny cassettiny ray manotolo lé talou sy taty aorin'e! ra interresser enao dé andefaso msg za dé jerena ny azo atao e! tsy olana a+ zany



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0547