inona moa no atao hoe POLITIKA?....mbola be ny tsy mahazo an
21. vetsoko
(
03/04/2006 15:14)
ny atao hoe politique,,,,????
tsara apetraka ny fanontaniana hoe situation politique à mada ou politiciens malgaches Mais par rapport à qui et par rappot à quoi ,?DIA AHOANA KOA NY FANDRAISAN4NY VAHOAKA NY ATAO HOE POLITIKA ANY DAGO?
Rehefa miresaka situation politiquen'ny firenena iray dia tsy azo sarahana ny politiciens sy ny opinions publique,soit ny opinions publique no mahavita mi-imposer na mi-diriger ny action ny politiciens,io no tsara,soit ny politiciens no mi diriger ny opinions dia ratsy io.Raha ny modèle politique n'ny occident izay tena hafa @ modèle politique gasy no tsara hoy isika dia tadidio fa misy écart énorme entre l'occident et mada,200 ans de retards isika,ary ny mentalitén'ny opinion samihafa et surtout mbola mifanalavitra, bref tsy mitovy ny contexte ary tsy ratsy ratsy akory ny politique,mais politique et pauvreté c'est dangereux,izay no tena marina

22. kiadytsilaitra
(
28/04/2006 08:38)
Ny politika dia zavatra (TOKONY) tena tsara satria ny tena dikany raha tsotsorina dia fandrindrana ny fiaraha-monina (hiaina sy hivelatra tsara amin'ny lafiny rehetra). Saingy io soratra sy resaka ihany fa sur le terrain, ny olom-belona sy ny toetrany (ratsy sy tsara) no manatanteraka hany ka n'aiza n'aiza eto an-tany dia nivadika ho poli-fika ny politika rehefa nahazo vahana ambonin'ny olona ny vola sy ny pouvoir.
Tsy misy idealy hoatran'ny communisme (paradisa eto an-tany raha tanteraka), milay be koa ny firehan-kevitra socialista (ny mafy manohana ny osa). Ny demokrasia no heverina fa vaha-olana effecasy sy mari-marina indrindra. Fa dia mbola ny Kapitalisma aloha hatramin'izao no mifandraika indrindra amin'ny maha-olona ny olona. Didin'ny mahery sy ny misaina. Ny malemy sy tsy matsilo manompo eny ihany. Ary efa ela ny poli-fika no lasa fitaovan'ny capitalisme.
ka inona no tokony atao? izay maha-mety ny manodidina ny tena no tandrovina eh! Dia rehefa mafy lamosina be dia manakara lavidavitra. Dia rehefa mavita lavidavitra dia efa henoinoy ny telephone fa hiantso ny occidentaux isan-karazany hamoritra sy hamorika. :(

23. besorongola
(
29/04/2006 09:24)
Izaho aloha tsy tia po-litika izany fa ity misy hevitra iray ho an'i xxx. Raha nareo moa izany izao no lasa minisitra ohatra dia tsy hanao trano koa ve nareo satria ny teo aloha rehetra anie ka nahavita daholo é !Maika moa izany fa lasa president, monopoliser-ko daholo leroa !
24. besorongola
(
29/04/2006 09:29)
Po-litika ny gasy dia tsotra fotsiny. izay tonga@ plce io ao dia tsy maintsy mahavita tsara lavitra noho ny teo alohany. Ohatra hoe trrano iray no natsangan'ny teo aloha dia ataoko roa ny ahy.
Dia rehefa izaho no lasa president dia monopoliser-ko daholo izay tokony hisy sposy rehetra