namana be mpitia

41. Fiffi ( 24/03/2006 05:37)
majakely: :-D:-D:-D
42. majakely ( 24/03/2006 06:33)
:-D:-D:lol:
43. vale ( 24/03/2006 13:21)
ie, lolyony nefa ts de mpitsidika ny forum, mmmh, mba inona ary ny fomba hataondry zareo mahazo biz'oroka top be ireny nefa tsy dia miseho olona lôtra?mmmmm???:D:D:D
44. fasaly ( 24/03/2006 19:27)
:roll::roll::roll:
45. majakely ( 27/03/2006 14:27)
reraky ny niantso azy aho,,hangina amizay ,,,:D
46. scorpion ( 28/03/2006 04:46)
tsy voatery ny mpandalo eto ihany no be namana sy fantatr'olona, fa ao ny tsaty, ao ny serasera any amin'ny hafatra, rvg, etc...
47. Fiffi ( 28/03/2006 06:43)
manjakely: :-D:-D:-D:-D
48. vale ( 29/03/2006 11:05)
scorpion::wink::wink:
49. Fiffi ( 29/03/2006 11:12)
ka ny voasoratra eto no tiany ho fantarina ka:)
50. ftma ( 29/03/2006 12:34)
majakely: mbola tsy nahazo valiny avy any @ marimar ihany njy?
51. Fiffi ( 29/03/2006 12:35)
tsy miseho mihintsy ary izy koh!
52. akamatiana ( 29/03/2006 13:21)
Ianareo koa ange toa be resaka ê! Tsy i marimar ihany no mahazo biz'oroka be dia be ism-bolona. Jereo ange akamatiana, lolyony sns sns. Tsy manana intsony aho raha tsy izany nomeko i majakely
zah iany mandefa bizz oroka anah !!:roll::roll:=))
53. fasaly ( 29/03/2006 13:53)
:-D:-D:-D ié! hihihih marina zany akama fetry an!
54. Fiffi ( 29/03/2006 15:51)
zah nahazo fa :-$ :-D:-D:-D
55. fasaly ( 29/03/2006 16:09)
zà ko nahazo raika njay anjoany8):-$ sekiré:-w:-D
ny ahy ao efa 34 zao:°):-D:-D:-D:-D
56. Fiffi ( 29/03/2006 18:08)
fasaly: :-D:-D:-D sady ny ahy mamy anie izy zany eh !!:-D:-D:-D:-D ny andry koa ve ? :-D:-D:-D
57. vancleef ( 29/03/2006 18:18)
akamatiana>>zah iany mandefa bizz oroka anah !!
Mifaninanan'amin'i marimar anga indria ? Nefa tsy fantatro na izy ihany no mandefa an'ireo biz'oroka be dia be azonin'ireo isam-bolona ê ! Ra be dia be ny ahotran'i akamatiana dia mahazo vola ny sera² raha feno mividy biz'oroka ahotra'izany
58. akamatiana ( 29/03/2006 19:12)
vancleef > :-D ka tedavinao teneniko wee iza veuuh manome bizz anah ?? an an an ! alainao namana eo d manjary tsy mahazo tsony zah :-D:-D:-D:-P
59. vancleef ( 29/03/2006 19:28)
akamatiana> Fa anga raha lasa namako ilay izy dia tsy mahazo biz'oroka intsony ianao ? Voa maika aza mahazo be dia be ianao rehefa tsy misy an'ilay sarinao manao tchador na assimilé intsony eto @ sera² na dia everiko aza fa mba te hianiany fotsiny ianao nametraka an'io fa tsy tiako maizina mihintsy ny vehivavy manao tchador indrindra rehefa voatery izy manao azy.
60. akamatiana ( 29/03/2006 19:32)
vancleef > hihhi zany an!! kay iny no tena ankahalanao anah !:-D:-P ka mba aty am taninjareo re d mba mananjakanjana euuuh!!:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5266