mila anao
21. colar
(
21/03/2006 08:11)
ka ande hiroboka rano any venise ve izy ry diamondra a,za aza nefa mbola tsy tany kle,mbola miandry namana hiaraka ho any,hahahah
22. ari.malala
(
21/03/2006 08:45)
Ary le veloo ty laozany mandahatra place na bebe fotsiny kay an :-D:-D:-D
Za ko mila namana e!;)
Za ko mila namana e!;)
23. poucie
(
21/03/2006 09:57)
zany hono akia Anas an! efa voalazan-jy zalahy sy zavavy dôly fa eto njy tsy irery za an! indreto zahay
24. anas
(
21/03/2006 10:09)
d misaotra betsaka antsika rehetra namaly ny antso za! za moa zany d faly mandray anareo rehetra!ary raha azoko atao ny namaly anareo tsirairay avy d nataoko ! fa aleo hisaorako eto daholo nareo!
za tsy mba mifunt zany na manadala na mblao! fa tena mahazo matoky ahy nareo fa ho tsara ny fifandraisantsika é
merci hatrany! biz'oroka bdb dôly ho anareo
za tsy mba mifunt zany na manadala na mblao! fa tena mahazo matoky ahy nareo fa ho tsara ny fifandraisantsika é
merci hatrany! biz'oroka bdb dôly ho anareo
26. fasaly
(
21/03/2006 11:38)
anas :tanjemo fa misy dadabe tanora ato an!:°):°):°)
mbola tsy nandalo teo izy mantsy zao:-D:-D
veloo mantsy efa manonona ny hoe bebe 48 ka d'efa mimàna fa ho 49 njy zany zao:-D:-D
mbola tsy nandalo teo izy mantsy zao:-D:-D
veloo mantsy efa manonona ny hoe bebe 48 ka d'efa mimàna fa ho 49 njy zany zao:-D:-D
29. Veloo
(
21/03/2006 20:41)
oayy kosa nareo e ko tsy tokony atao va?
i Anas zao bebe faha-48
i Poucie ka zao vo itako
Poucie njy zao bebe faha-49
ari, fasaly, fiffi, :-D:-D:-D:-D
i Anas zao bebe faha-48
i Poucie ka zao vo itako
Poucie njy zao bebe faha-49
ari, fasaly, fiffi, :-D:-D:-D:-D
30. Fiffi
(
21/03/2006 20:51)
Veloo: :-D:-D:-D:-D ary toa efa lasa alavitra be izy zany akia ? fa iza daholo ny mialoha an'ireo ? de 1 à 47 ? ndry faha-firy aloha ? :-D:-D:-D:-*:-*
32. Fiffi
(
22/03/2006 05:51)
Veloo: aleo aloha ary zah [IMG]http://smileys.inzenet.org/repository/Dodo/zzzzz.gif[/IMG]
33. ari.malala
(
22/03/2006 05:58)
veloo :-D:-D:-D Fiffi a, veloo aky rah atsy diso za d izy no faha 44 a :-D:-D:-D:-D:-D na njaso antsointsika i dadabe fa izy no tena mahay ny filaharan'le bebe bdb ky a :-D:-D:-D:-D
35. Fiffi
(
22/03/2006 21:39)
fa raha tena izy aloha dia mba mamaly zah fa tena tsy kopy mihintsy le resaka bebe eh! ary ny filaharany koa , tena tsy maharaka eh! :(:(:-D:-D:-D
36. batso
(
26/03/2006 13:26)
Fa tandremo koa elah minomino fôna ny côse ato fa mety hidona @ rindrina. Aza miditra lalina fa mampi-revy é
37. Fiffi
(
26/03/2006 15:57)
Fa tandremo koa elah minomino fôna ny côse ato fa mety hidona @ rindrina. Aza miditra lalina fa mampi-revy éO! ry batso ahhhh !!! nga efa voadona tany ?
40. anas
(
07/05/2006 12:58)
msôtra betsaka anareo mamaly ny antsoko!
tena mana-namana tokoa manana anareo e!
bisous dôly
:*
tena mana-namana tokoa manana anareo e!
bisous dôly
:*