mba omeo ny tononkira jean aimé andrasako fôna

1. yanliirah ( 19/03/2006 06:30)
salut dôli
mba fantatrareo mo fa raha hira avy any @sisiny d iny no tena nanaitra ny foko ary tena tiko fa mba ampio aho @fitadiavana le tonony fa efa nitady tato aho fa ts misy ato raha ts diso zah
d zay fa manantena ny fiaraha-miasanareo e
efa mandray anjara aho io an,
hi hi
novalian'i xxx ny 30/03/2006 08:57
2. Fiffi ( 19/03/2006 06:45)
mba fantatrareo mo fa raha hira avy any @sisiny
inona aloha izany hira avy @ sisiny zany ?
3. yanliirah ( 19/03/2006 06:56)
azonao
le sisiny zany an midika hoe sisin'i Madagasikara fa hira le angatahiko fa aza avadika any @resaka sisiny ndray mo le izy e
zay an
:cry:
4. yanliirah ( 19/03/2006 07:13)
ts hoe diso toerana le antson'ny fo fa antso ataoko amin'ilay tiko io d andrasako fôna izy e
hi hi
5. lanto ( 23/03/2006 09:00)
Nisy nampiditra vao tsy ela ao amin'ny tononkira io hira io. zah koa tia azy io ry yanliirah.

http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/hira&id=3545
6. dominiktina ( 28/03/2006 06:44)
Izaho koa mba mitady an'io Fa mba omeo re 'zay manana:snif:
7. Fiffi ( 28/03/2006 06:48)
dominiktina: ka jereo io ambony io fa efa nisy nampiditra ao @ tononkira koh! efa misy ao!
8. xxx ( 30/03/2006 08:57)
misôtra anareo mamali e
tsika samy tsika ihany io e:{
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2628