Forum : quand tu nous tiens.....

21. Fiffi ( 19/03/2006 20:25)
wata: io fa voatana ato oa ve ?:-D:-D:-D:-D
22. pissoa ( 20/03/2006 04:23)
Zah njay zao efa tokony vita ny fotoana famakiana mail fa mbola eto ihany eeeee :-D:-D:-D

O rey olona a, tiako daholo nareo, indrindra fa i wata :-*:-*:-D:-D:-D:-D:-D
23. akamatiana ( 20/03/2006 05:05)
Fiffi < marina mitsy zany ,tsy ny forum iany no mahatana fa ny serasera mitsy , amizay mbola asin'i hery zava-baovao , vo maika eto iany :-D:-D:-D. Fa milay klou euuh!! afa-kanjo mitsy :-*:-*:-*
24. watafon ( 20/03/2006 05:21)
:-*:-*:-* doly nareo e!
25. Fiffi ( 20/03/2006 05:46)
wata, akamatiana , pissoa : ka izay indrindra manko koa ah! ny fitiavana ireo namana na dia @ fomba famaliana azy ireo aza dia mahatamana eto :-*:-*:-* daholo koa eh! :)
26. mino ( 20/03/2006 06:29)
27. Fiffi ( 20/03/2006 06:50)
tonga dia nasian'i mino :) mihintsy ! :):)
28. Veloo ( 20/03/2006 17:17)
lasa forum-addicted doly nareo zany knou inn ndray :-D:-D:-D
29. Herimiafina ( 20/03/2006 17:29)
Fiffi:

Lasa indray wa ny heritreritro ry namana rehetra eto @ forum eto fa tena voatana eto foana aho an! :-D raha vao manana fotoana kely aho dia tonga dia eto aloha mamaky ny dinika dia tsy lasa intsony mihintsy fa tsy maintsy mamaly.:-D tsy misy maha-ratsy azy aloha an! fa tena lasa "accro" be eh! ary ianareo ?Ny anareo ve misy fotoana voafetra hoe rehefa tahak'izao.... zay aho vao ho any ? Fa raha ny tena marina dia eto no lasa hataoko fialam-boly ka tokony andeha hovaiko zany aloha ny ao @ momba ahy.:-D:-D

Ianao aza izany mba voatana eto, mba misy hatao fa tsy voatana any amin'ny bar otsanah knou, hehehe=))=))

30. akamatiana ( 20/03/2006 17:50)
Fiffi>:-*:-*:-*

Herimiafina=((=(( lah zany tsy tia namana fa tia bara ??:snif:
31. watafon ( 20/03/2006 17:51)
HM :-D:-D:-D
32. Herimiafina ( 20/03/2006 18:31)
Ka azo atao anie ny mitondra laptop any amin'ny bar de manao acces reseau sans fil de sady mirevy no miserasera e! hehehehe=))=))
33. pissoa ( 20/03/2006 18:36)
Milay kosa ny revin'lah zany kou :-D:-D:-D:-D
34. Fiffi ( 20/03/2006 20:10)
Herimiafina: wadrayyyy !! ataovy izay mety eh! fa mahay maka revy kosa aloha ianao raha izany an! :-D:-D:-D:-D:-D:*:* i wata moa dia mivanitika fotsiny ny hataony :-D:-D:-D:-D:-* sa tsy izany ry pissoa ? :-D:-D:-D:-*:-*
35. watafon ( 21/03/2006 15:32)
Fiffi, k inn moa no azoko atao manoloana izao? :-D:-D:-D
36. Fiffi ( 21/03/2006 19:40)
wata: dia mi-:-D:-D:-D fotsiny zany koh! :-D:-D:-D
37. Veloo ( 21/03/2006 20:52)
:roll:kinn ndray no azo atao e afa tsy mi-:-D:-D:-D eeeeeee
38. Fiffi ( 22/03/2006 06:00)
zay indrindra :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
39. ari.malala ( 22/03/2006 07:25)
za aza mahazo anarana mints ato amp-piasana we mlle serasera ony :-D:-D:-D isan'nandro ts maintsy ahitana serasera any @ log ny serveur any :-D:-D:-D:-D ary nde hataoko page de demarrage marina ny serasera ra zany :-D:-D:-D:-D
40. mamzelkely ( 22/03/2006 08:06)
zanisy olonan nitenybzay we marary mits ra ts miditra serasera refa 1andro ka mahita net:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1128