findramanjavatra !

1. jon ( 18/03/2006 11:08)
manahoana daholo isika rehetra ato @serasera !
saika mba hila havitra @ nareo namana !
ahona no tokony hataoko @ ny bisikletako ; ny olona ao ampiasananay rehefa andeha hivoaka de ny bisikiletako fona no entina na maro aza ny bisikileta mipetraka eo sady zareo @ io tsy mihindrana fa tonga de maka de lasa ! indraindray aza de miandry ny fahatongavako ny sasany vao mamorona programa hivoka !
ka inona no tokony ho ataoko fa hoatran'ny tsy tantiko !
novalian'i Fiffi ny 20/03/2006 05:56
2. fasaly ( 18/03/2006 11:15)
tsotra fotsiny e! fatory asio gadanà de tsy misy afaka mamoha azy, fa aiza i toi io kay?????
de mahasahia miteny fa ny fahatsorana beuh kou nge njainjay heveri'ny oul fa dondrona azo hararaotina e!:wink: de refa mamorona progany ny oul de mba forony kou ny anao kou:wink::-*
3. Rainikarabo ( 18/03/2006 11:16)
Tsotra ianao angamba dia manararaotra ny fahatsoranao ny olona. Idio ilay fanidiana bisikilta ireny ny bisikiletanao, tsy misy mitondra izay amin'izay raha tsy miera aminao satria any aminao ny lakile.
4. Fiffi ( 18/03/2006 11:44)
ka sao dia matanjaka be sy manja be kosa ialy bisikleta dia mba revin-dry zareo eh! :-D:-D fa mba vazi2 ny ahy fa efa maro be mihintsy ny karazana fomba fanidiana an'ireny an! Ary raha hasianao pankarta hoe "ne pas toucher" ? :-D fa io eh! hidio , coinseo ny roue eh!
5. Vaika ( 18/03/2006 14:06)
tsotra fotsiny e! fatory asio gadanà de tsy misy afaka mamoha azy, fa aiza i toi io kay?????
de mahasahia miteny fa ny fahatsorana beuh kou nge njainjay heveri'ny oul fa dondrona azo hararaotina e! de refa mamorona progany ny oul de mba forony kou ny anao kou

Izany Ra-jon fa tena lozika be tsy azo hiandian-kevitra io voalaza io a !
6. pissoa ( 18/03/2006 15:11)
Jojopil be kosa ngah ny bekanao kou :)
Io tenenin'i fasaly io kanjony arahina e!
fasaly:
tsotra fotsiny e! fatory asio gadanà de tsy misy afaka mamoha azy, fa aiza i toi io kay?????
de mahasahia miteny fa ny fahatsorana beuh kou nge njainjay heveri'ny oul fa dondrona azo hararaotina e! de refa mamorona progany ny oul de mba forony kou ny anao kou
7. Fiffi ( 18/03/2006 15:38)
ie!:)
8. ravakamalala ( 18/03/2006 17:51)
enao koa anie tsotsa lôtsa e!:roll:
9. diamondra27 ( 18/03/2006 18:24)
:-D:-D:-D

tena manja marina ngamba le bike klé!
de mampime kou oe: misy mamorona prog-ny tampoka:-D:-D
nena injay ny ataoko de démonter-ko ny la selle:-D:-D:-D :wink:
10. diamondra27 ( 18/03/2006 18:27)
raha tsy izany de asio soratra oe: 1euro par heure de kala be enao @zay :-D:-D:-D:wink:
11. Veloo ( 19/03/2006 21:47)
ary raha tsy entinao indray mande de mba ahona re ny fihetsiki-ry zareo? mandehana oe bus ndray andro??? dia lazao ahona ny reaction-njy zareo
12. xxx ( 20/03/2006 00:28)
jon:
ka inona no tokony ho ataoko fa hoatran'ny tsy tantiko !
raha izaho ny amin'ny toeranao faly be aho fa mba mahasoa olona ihany koa na dia ny bisikiletako aza. :)
aiza indray ianao no ahita fifandraisana akaikin'ny mpiara miasa mohoatra noho izany? :) ianao tsy sarotiny, ry zareo tsy misalasala na miatakataka! :)

13. diamondra27 ( 20/03/2006 04:38)
xxx: na de 'zany kosa aza e! tsy rariny fa abusé.
Raha vao miova eo ny fihetsikao de lasa ennemi doly ny mpiara-miasa fa zao no tokony atao; manomboka androany de fantatrao fa olona tsotra enao ary tsy tia na manao ze mampalahelo olona, fa aleonao ny mi-accepter le demande na de mampalahelo anao aza 'zany; donc dans l'avenir de soyez ferme et clair; soyez affirmé(e), sahy miteny hoe: NON refa tsy tiana ny ataon'ny olona, fa any aoriana any io de hisy fiantraikany @ fiainanao na fahasalamanao(jereo fa manomboka izy io @ mpiara miasa), ka tonga de mi-réagir no mety kokoa.
Ataovy tsikelikely le fianarana sahy miteny hoe: non= mandà , fa ho hitanao ny vokany. De mila méthode fa tsy atao valy borainginy an!
14. fasaly ( 20/03/2006 05:29)
xxx:

jon:
ka inona no tokony ho ataoko fa hoatran'ny tsy tantiko !
raha izaho ny amin'ny toeranao faly be aho fa mba mahasoa olona ihany koa na dia ny bisikiletako aza. :)
aiza indray ianao no ahita fifandraisana akaikin'ny mpiara miasa mohoatra noho izany? :) ianao tsy sarotiny, ry zareo tsy misalasala na miatakataka! :)




oajjjayyyyy! kousa fa raha hatao lalak'ita kisoa ny bisikiletan'olona de avela foana ve! tsy i jon tsony no mi "usé" ny velo amzay fa olonkafa....:roll:
misy fanararaotana beuh kosa zany euh:wink:
mbo nialaàn'ny volany kosa io maharary azy, raha une ou deux fois tsindraindray ça va fa isananjo kosa tsy lasa:°):°)
15. Fiffi ( 20/03/2006 05:56)
raha izaho ny amin'ny toeranao faly be aho fa mba mahasoa olona ihany koa na dia ny bisikiletako aza.
aiza indray ianao no ahita fifandraisana akaikin'ny mpiara miasa mohoatra noho izany? ianao tsy sarotiny, ry zareo tsy misalasala na miatakataka!
soahiany izy fa tsy eo @ toeranao satria tsy misy maharatsy ny lazaiano saingy tsy hasiana fanararaotana ilay izy sady tafahoatra loatra koa anie ilay izy eh!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2474