ASA IANAO RAHA MAHATSIKARITRA....

21. mamzelkely ( 20/03/2006 06:57)
=))=))
22. rapala ( 20/03/2006 14:28)
ny toerana mbola tsy vokasikiny lalitra
ary tena manitikikita sy mahafinaritra
dia ny falady
izay tiany mpifankaty:*
mitsangambola raha vokitika
ny maso aminizany miporitika
aoka re aoka re ry malala:oops:
aza atao anizany fa mahalasa adala
23. fasaly ( 20/03/2006 15:11)
rehefa manala kiraro enao ry rapala de tratran'ny lalitsa ihany iny a! indrindra ka rehefa tena ma,nitona lalitsa zay lay fofona:^):^):^):^):^):^)
















24. Fiffi ( 20/03/2006 16:33)
:-D:-D:-D:-D:-D
25. rapala ( 20/03/2006 16:48)
fofona?8O ouadray kou ry fasaly o, manitra io kâ, aiza kou..sady tsy tratriny lalitra izany io, ba, kiraro, kapa, raha tsy hoe invisible anga ilay lalitra:lol:
26. rapala ( 20/03/2006 17:03)
nosombain'i fasaly koa ranga ilay poem kelinay teo kou, efa mba nandany fotoana ery aho nieritreritra ilay izy, ataoko iray ny sofinjy ry fasaly a:-P
27. xxx ( 13/04/2006 11:47)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
28. xxx ( 13/04/2006 11:49)
:-@:-@:-@:-@:-@:-@
29. Fiffi ( 14/04/2006 16:27)
:roll:
30. apache ( 09/05/2006 09:34)
xxx:

Asa ianao raha mahatsikaritra
fa ao aminao ao dia misy faritra
tsy mbola nokasihan'ny lalitra
ka rehefa lalaovina maharitra
dia tena hita fa mahafinaritra!=))=))


Na dia izany aza anefa anaka
asio ambiny hatao taranaka
sao ho lany tsisy halatsaka
rehefa ao anaty ala-katsaka
ny revy anefa tsy misasaka




© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3708