NO COMMENT !

21. kala ( 18/03/2006 09:07)
diam > hadinondry akia ny nampilaza mba nandehanako nividy voninkazo hoandry:wink::wink::wink::wink:

zà zao tsy afaka mividy tsony fa be atao be.
:-*:-*:-*:-* fotsiny aloha fa milay le sary ê!
22. diamondra27 ( 18/03/2006 09:07)
jentilisa: masaka izany fa karakarao ny culte!
dadabe:humm! merci @ compliments eeee! sady toi bogosy an!:wink:
watafon: fa ahoana le dadabe no tsy mitàna, efa soara ve? ireny mihitsy no tena manana expérience koa
23. fasaly ( 18/03/2006 09:34)
:^):^):^)
24. boulki ( 18/03/2006 12:14)
Aza hadino ny invitationay ry bedada sy diam an :lol:=D
25. dadabe ( 18/03/2006 15:38)
humm ary lasa size injay kay zah letie e , hatrary ka hatraty , de taloha ka hatramin'izao :evil:

fa izany hoe diams aloha avia toi fa toi koa anie masaka e :*:*
26. fasaly ( 18/03/2006 18:25)
ka i toi ange tena bogosy lotsa sy vedety ry dadave kou aiza no tsy ho lasa sizé ambetsy sy amberoa a!
miova partenera foana no hatao raharaha:cry::(:?:-D
27. patrick2002 ( 18/03/2006 22:30)
alao i masindahy patrick no hanamasina ny mariage :-D:-D alleluia!
28. Veloo ( 19/03/2006 02:56)
:-D:-D:-D
kala tsssssss za kosa ve hanao :roll::roll::roll: nefa fety goavana be ty?:-D:-D
saika i proposer mopera za kay efa tonga dia nisy dia mitera 14 lahy sy 14 vavy e:-D:-D
29. diamondra27 ( 19/03/2006 10:49)
boulki: tsy aleo ve aloha hifankahalala isika vao omena ny bristol:wink:
30. dadabe ( 19/03/2006 14:19)
kiiiiii
31. boulki ( 19/03/2006 15:01)
In daholo ireo ry dadabe ireo ve ny menu @ilay mariazy :lol:
32. dadabe ( 19/03/2006 15:06)
balade sous-marine leisy 'reo a! de avy eo nanao barbecue 'zay mitsam, hummmm , en plus diavolana ny andro
33. pissoa ( 19/03/2006 15:16)
o^oo^oo^o
34. fasaly ( 19/03/2006 15:40)
:-D:-D:-D:-D milay kosa zany pro vitananreo zany bedada an! balade sous marine hummm!
ary inona ty manjo an'i pissoa??????:roll::roll::roll:
35. dadabe ( 19/03/2006 15:51)
manala azy izy e, i pissoa manko no DJ tao:wink:
36. pissoa ( 19/03/2006 16:23)
Hihihi, ry dadabe aza ve efa antitra mahavita manala azy @ balade sous marine dia zeun indray no tsy hanala azy e :-D:-D:-Do^oo^oo^o
37. fasaly ( 19/03/2006 17:13)
8)8)8)milay ka:P
38. watafon ( 19/03/2006 19:45)
:-D:-D:-D
39. dadabe ( 20/03/2006 08:54)
toi angaha tsy haka kopila ra watafon ??:°)
40. zoklbfkfk ( 20/03/2006 10:47)
arahabaina zany ry bedada fa zahay moa zany sady tsy temoin no tsy mompera hanamasina fa any amin'ilay kaly no atao mahamay:miam::miam::miam::miam::miam:

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1187