saint-patrick
41. fasaly
(
18/03/2006 09:58)
doamondra: ka lay piloty tsika ngeh bogosy beuh lotsa e! de lasa feno chérie bdb atsy sy aroa e!de tsy maintsy vangiana tsirairay reny chérie reny:-D:-D:-D
fa izy bogosy de izy ihany no mikoty an!:^):^):^):-*
fa izy bogosy de izy ihany no mikoty an!:^):^):^):-*
42. boulki
(
18/03/2006 12:20)
patrick2002: Izay hifanarahanareo sy dadabe eo aloha fa izaho tsy matakatra diamondra fa varahina ihany ko :-D:lol:
fasaly: sao dia mandalo any koa ary dadabe de faohiny any koa njy =))
Diamondra: Efa vita ve ny safiry @StP sy StD e =))
fasaly: sao dia mandalo any koa ary dadabe de faohiny any koa njy =))
Diamondra: Efa vita ve ny safiry @StP sy StD e =))
44. fasaly
(
18/03/2006 19:33)
tena tsatson'ny rora ny tsodaben'i bedada mahintsy ao diam an! hihihihihi:lol:
46. diamondra27
(
19/03/2006 10:53)
boulki: avia aloha hiresaka e! Le varahina nomenao ahy nge mbola voatazoko foana hatr@izao e! sady contre foudre iny an!:wink:
47. boulki
(
19/03/2006 14:57)
Diamondra> Ny varahana anie misintona varatra fa tsy contre e :lol: bon conducteur d'electricité io fa tanjemo an :lol:
52. mamzelkely
(
20/03/2006 07:40)
hummmmmmmm sady misy resaka piloty ato no misy resaka physik aaaa :roll::-D:-D
54. bebe
(
20/03/2006 07:55)
tena ato no misy ny intelligent hoaho fa tsy ary amin'ny frantsay sy belza ary :wink::wink::wink:
55. dadabe
(
20/03/2006 08:56)
marina izany
mamzel...>:-$:-$ ary hisy tsiambaratelo hivoka ihany ato kletie , saint patrick marina :@
mamzel...>:-$:-$ ary hisy tsiambaratelo hivoka ihany ato kletie , saint patrick marina :@
56. diamondra27
(
20/03/2006 09:06)
ohatra oe ity 'zao misy :
ombre sy lumière: Cent façons de faire naître la lumière, mille façons de la faire disparaître.
ms = m / v======= samia mi-calculer ny masse spécifique ny corps-ny aza e!:-D:-D:-D
ombre sy lumière: Cent façons de faire naître la lumière, mille façons de la faire disparaître.
ms = m / v======= samia mi-calculer ny masse spécifique ny corps-ny aza e!:-D:-D:-D
57. zoklbfkfk
(
20/03/2006 10:24)
diam ndry koa ataoko:*:*:*:*:*:* eo fa zah tsy mahay an'izany fa mba ampenaro :wink:
58. fasaly
(
20/03/2006 11:06)
ary i zokl wa mitovy toetra am bedada zany e! na fihetsika na fombafombam-panao rehetsa:roll::roll::roll::-w:-w:-w
dima ngay toa hanao magicienne raha izany:°):°)
tena mitambatra ato dooly ny manampahaizana rehetsa zany kanou! zay ihany no mbola veunjana beuh hatramzao:-D:-D zay kou mou avy aty belgik kou:x:x
dima ngay toa hanao magicienne raha izany:°):°)
tena mitambatra ato dooly ny manampahaizana rehetsa zany kanou! zay ihany no mbola veunjana beuh hatramzao:-D:-D zay kou mou avy aty belgik kou:x:x