ny artista gasy sy ny clip any ivelany!

21. zandrikely ( 18/03/2006 16:56)
ka zay aza no mba hitany fa mapety azy ko , mety hoe rehefa any andafy izy no manao clip dia be mpijery kokoa angaha nohon'ny aty @ tanana , hafa ihany aloha ilay clip gasy aty @ tanana e
22. Fiffi ( 19/03/2006 06:51)
nefa anie raha gasy tena manja eh! nijery ny clip-ny zay , njakatiana , pazzapa nefa tena tsara be daholo ka tsy hitako hoe raha atao aty ivelany dia be mpijery kokoa , nefa asa mety misy hiany aloha no miheritreritra an'izany ka.
23. bilakarenjy ( 19/03/2006 12:29)
ny clip ry zalahy dia ilay tonokira no atao tantara an-tsary ao anatin'ny minitra vitsy ,fa tsy ny zestanao sy ny fisehoanao na ny fanananao izao sy izao akory no jerena eo ,na nataonao tany an-dafy io na nataonao tany dago ,ary ny spot dia indray mielatra ao anatin'ny segondra toy ireny mpihira rap mitselatselatra ireny no fisehony ao anaty horonantsary miaraka amin'ilay fiara izay tsy mifanaraka amin'ilay tonokira ny tokony ho fisiany .
24. Fiffi ( 19/03/2006 16:08)
ny spot ve dia tsy ho hay kosa eh! na ny clip :roll:
25. dezaka ( 19/03/2006 17:13)
amiko ny image de fond no miova fa ny fahaiza manao na aty andafy nany dago refa ampy ny fitaovana sy ny mapiasa aazy dia tsara fona io ,
fa ny spot sy ny clip aty ny any vahiny io dia matetika ao naty trano be iray fotsiny no anaovana azy
ny gasy ry zareo mahiratsaina fa amiko ny fitaovana no tsy ampy anatanterahina azy mety mahavita tsar lavitra noho ny aty ivelany aza rehefa tsy manaonao fona
26. Fiffi ( 19/03/2006 17:39)
dezaka: ie ! marina mihintsy izany fa ny sopt kosa aloha dia toa hanahirana ben'hiany no andeha hiovahova trano eh! fa ny clip kosa dia tena manja rehefa miovaova
27. dezaka ( 19/03/2006 17:57)
nyspot ny andry zareo vazaha mandritra ny tourne zay ataony no angalana nysary sy ny ny sortie izay ataony mazava ho azy fa manan tahiry betsaka ry zareo dia apina kely fotsinyn sisa
28. Fiffi ( 19/03/2006 18:11)
ka io anie fanaovana ny pub fotsiny eh!
29. jentilisa ( 22/03/2006 06:34)
mazavazava amiko my resaka
30. Fiffi ( 22/03/2006 09:51)
:-D
31. tia ( 11/04/2006 16:05)
:oops::twisted:dadah de fort dauphin zao nanao clip tany an-dafy
ny ahy aloa de tsy hitako mihintsy ny hifandrombahana manao clip any an-dafy e! sa te hampiseho @ ty vahoaka kely hoe zany izahay raha aty an-dafy de hoe @ volanareo ihany no andehananay aty le volan'ilay concert nareo:idea::x:?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.9229