E azafady e, mba ampio moa za e

1. bigup ( 15/03/2006 17:51)
Zao e,
Raha misy mahay miteny japonais moa ianareo dia mba ampio aho fa tena te hahay mafy io teny io aho nefa tsy hitako izay hatao e, tena ilaiko amin ny fiaanarako sy ny fiainako ny fahaizako io teny io
Misaotra amin ny hevitra na ny fanampiana na ny fifandraisana mety hatolotrao
bigup
novalian'i onjah ny 28/03/2006 12:07
2. Vaika ( 15/03/2006 18:38)
http://www.lejapon.org

Dia "Ganbatte kudasai"
3. Veloo ( 16/03/2006 17:11)
tsy mba mahay miteny o:wink::oops:
4. Fiffi ( 16/03/2006 20:54)
na dia kely aza o!:(
5. bigup ( 18/03/2006 17:03)
Vaika:

http://www.lejapon.org

Dia "Ganbatte kudasai"


misaotra fa dia misy ho entina mikatroka mihitsy ny zavatra nalefanao teo iny e
dia mahazoa izay ilaina e ny tompo anie hitahy anao e raha sanatria tsy mino moa dia mahombiaza amin4 izay atao e
6. Veloo ( 21/03/2006 20:50)
to tsisy mamaly enao?
7. Fiffi ( 22/03/2006 05:57)
ka tsy misy mahay koh!:(
8. onjah ( 28/03/2006 12:07)
Vaika:

http://www.lejapon.org

Dia "Ganbatte kudasai"


Tena tsara kosa ilay site izany, dia mazotoa ry bigup a.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0998