sao dia mba misy mahalala
22. rurik
(
17/03/2006 07:13)
Fiffi ie tena mora mihintsy, nijery le tao @sobika aho omaly dia toa 180euro ny M3 .
23. Fiffi
(
17/03/2006 07:36)
rurik: misaotra fa andeha hijery an'io ary aho zao dien'izao an! :-*:-*:-*
24. rurik
(
17/03/2006 08:16)
tsy misy fisaorana aky :-*:-*
raha resaka lamba aloha toa be ihany izany M3 izany an .
raha resaka lamba aloha toa be ihany izany M3 izany an .
26. Veloo
(
17/03/2006 21:07)
rurik a eeeeeeee raha azo ataoko mo :( aty aky lafo be ny mandefa azy any frantsa a:roll:
rurik a mazoto aky a:-*
rurik a mazoto aky a:-*
28. rurik
(
18/03/2006 09:33)
veloo ie izay aloha e za ko teo toa nieritreritra we lafo be le mandefa dia izay no tsy nandefasako atramizao nieritreritra aho we raha ny vola andefasana azy no alefa any dia mahazo betsaka ry zareo nefa rehefa tena dinihina toa azo idirana ihany sa ahoana ry Fiffi:-*:-*:-*
29. Fiffi
(
18/03/2006 15:37)
raha 2€ aloha ny kilao tena mora be zany an! satria raha hatao tokoa ny kaonty dia raha 2€ zany anie tsy mahazo tee-shirt 1 akory eh! ka tsy aleo ny entana no halefa toy izay vola ? :-*:-*
31. Fiffi
(
22/03/2006 15:32)
tena mora be fa tsy mora koakoa an! tena efa manomboka manangona entana mihintsy zah ato halefa:)
32. vale
(
24/03/2006 12:32)
tena mora marina izany fa saingy any londres izany no olana @ ko,!
ary sao dia mba misy mahalala fandefasana entana mora ohatr'izany ato , miainga avy aty france?:wink:
ary sao dia mba misy mahalala fandefasana entana mora ohatr'izany ato , miainga avy aty france?:wink:
33. rurik
(
24/03/2006 13:16)
Fiffi le 2euro ve ny mora sa ilay iray ??
za aky ato misy entana maro fa le fandefasana azy no olana ko ny tena maro ato amiko zao akanjo fa raha dinihina we 180 euro ny M3 toa lafo ihany sady mbola tsy hay we rehefa tonga any ve mbola handoa vola ry zareo eo ampandraisana azy?
ka diniho we raha 180 euro io sy ny vola alohandry zareo aleo vola no alefa ka
sa ahoana???