Tin-Tan 3 (Fin)

41. Veloo ( 17/03/2006 04:32)
:-Dmialona ndray le dada marina:-D
42. mamzelkely ( 17/03/2006 05:32)
efa azo ve le izy ry kala fa za ts afaka omaly fa taraiky be vô tonga tao atsano :-D:-D
43. kala ( 17/03/2006 09:17)
veloo > hita hoa:-D:-D:-D:-D:-D:-D
betsaka ny hanary lamba refa avy manondrana f'ataovy tsara=))=))=))=))

mamzel > zà koa ange zao vao avy nividy le izy ka moa tsy loza fa efa lanin'i dadabe tao.

Mody hoe kômbinina nefa kay leiry sady aktera no vôlera

44. mamzelkely ( 17/03/2006 12:10)
izy zany le atao hoe 2 en 1 veuu :-D:-D andao aza hetsena eee:-D:-D
45. kala ( 17/03/2006 14:21)
ndao ndray ary ê! de :-$:-$:-$ f'avelao ny filma hitohy eo:wink:

rehefa le ao anaty parenthèse (fin) ve tsy ho hitantsika eny an-dalana eny ihany =))=))=))=))=))=))
46. RADOUXE ( 17/03/2006 20:40)
:roll:
47. dadabe ( 18/03/2006 03:16)
:roll::roll:
48. diamondra27 ( 18/03/2006 06:58)
:roll::roll::roll:
49. kala ( 18/03/2006 08:44)
mamzel > ndao hiantsena haingana fa jereo ange :roll::roll: reto ê!
:-D:-D
:-D
50. Veloo ( 19/03/2006 03:51)
:-D:-D:-D:-D
kala mandana tokoa retsy a
51. zoklbfkfk ( 20/03/2006 10:56)
neniko ô! mbola misy ti-tanic indray ato fa zah no tara.zah avy dia hiandry ny plasinareo eto fa hijery koa.:roll:ny anjarako aza hadino fa sady maina be zany:wink::wink:
moa mila plisiplisy ve fa manana madinika zah:-$
52. Veloo ( 20/03/2006 20:57)
8O zany ve?
53. kala ( 21/03/2006 06:27)
sasa > njy aza tsy hitako tsony nefa nitsonika ndray le glasy klé.:-*:-*:-*:-*
mamzel angaha bedin'i bdd raha miaraka aminay hilelaka glasy efa mitsonika =))=))=))=))=))
54. Veloo ( 21/03/2006 21:31)
o ry kala a:-D:-D:-D
55. kala ( 22/03/2006 07:03)
=))=))=))=))=))=))=))=))=))
56. Veloo ( 22/03/2006 21:01)
hano rery ao retsy ny glasy a:-D:-D
57. kala ( 24/03/2006 05:48)
ka zà ange ry veloo tsy mahazo mihinana zvt mangatsiaka be de zay no iantsoako namana ê!:wink:
58. Veloo ( 24/03/2006 20:55)
de tena vo mafy njy zany kle =))=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2505