hanana 4L daholo ny malagasy?

21. Fiffi ( 15/03/2006 20:15)
tena tsy azoko ry xxx an! :roll::roll::roll:
22. fijo ( 16/03/2006 20:46)
raha mbola mora kivy sy be tsikera fotsiny isika gasy,dia aza manantena fivoarana;
23. pika ( 17/03/2006 07:59)
nefa raha tsy misy koa ny tsikera tsy fantatrao ny tokony harenina tsy mety
an'isany ilaina hampandroso koa ny tsikera ka
24. fijo ( 17/03/2006 20:47)
rah amistikera sady manome vahaolna dia ekeko fa hampandroso ary tena ilaina?faraha hanao dridrangilo fotsiny hamerina ny efa hiaraha mahita eo ,aleo matory.
25. fitaka ( 29/03/2006 16:01)
slt;vavan'ny maty an-drano io ary io le tonga @ fitenenana hoe 'amboalahy miandry emboka akondro ka ilaozana toa hena ;andrasana toa tsy hilatsaka' :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 1.3953