PMU

21. Veloo ( 15/03/2006 00:54)
:-D:-D
22. kala ( 15/03/2006 10:21)
diam > sady serié be miteny 8O

ivatsiako glaçon sao misy mangana an!=))=))

nahazo aina ndray veloo fa hanao PMU we de mi:-D:-D:-D
23. Veloo ( 15/03/2006 16:39)
kala a =))=))=)) za tsy mahafantatra zany PMU zany akory8O inn aky ny dikan'io?
24. diamondra27 ( 16/03/2006 07:34)
PMU = Pour Mieux Unir e!:wink:
25. Veloo ( 16/03/2006 20:24)
diam a zany ve? :-D:-D:-D
26. kala ( 17/03/2006 08:43)
diam kosa rangaha :-D:-D:-D:-D

tena marina tokoa veloo raha tsy maharaka an'ireny fa ny any aminareo zvt hafa (PMU : Pari Mutuel Urbain):wink:
27. Veloo ( 19/03/2006 03:56)
kala a inn ndray zany?8O
28. kala ( 21/03/2006 06:41)
veloo ty ve mananihany sa :idea: kay tokoa moa klé
:-$ refa misy course soavaly reny akia (any lafrantsa) de njy manao pari ze tafiditra aloha â! ohatra hoe quinté, quarté, tiercé.... zay aloha ny fahaizako azy fa zà tsy mahay an'ileizy fa miblagy fotsiny de o^oo^oo^oo^oo^oo^oo^oo^o
29. Veloo ( 21/03/2006 21:34)
:oops::oops::oops: ka za tsy mbola nande tany mihitsy knou de tsy aiko:(
:-D:-D:-D
30. kala ( 22/03/2006 06:04)
sady tsy masaka koa akia le manao an'ireny fa le manao blagy no tena tsara fa :-D:-D:-D de=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1929