Antso ho an'ny namana Andrianamboninolona!

1. sosoa ( 11/03/2006 21:57)
:)Manaôna daholo!
Ilazana isika terak'Andrianamboninolona rehetra, avy ao Ambohimarina Ambohitrombihavana, fa hisy ny fihaonana sy dinika asa ho fanatsarana ny tanàna, mba hotonga hamonjy ny fivorian-dehibe, izay hatao manomboka ny 12may 2006,indrindra fa ny eto Dago.Manantenany fahatongavantsika rehetra, indrindra fa isika tanora.Manantena koa ny fanampian'ireo namana Andrianamboninolona any Ivelan'i Dago.Misaotra tompoko!
Rah mila fanazavana tompoko, dia antsoy ny num:
22 338 73 na 0320793934 (Mr Randriatsarafara Gabriel)
53 344 94 na 0324043555 (sosoa)
0331496586 (Mr Ramontarivony Velson)
novalian'i sosoa ny 06/04/2006 07:13
2. Fiffi ( 12/03/2006 06:11)
hisy ny fihaonana sy dinika asa ho fanatsarana ny tanàna,
=D=D=D=D
3. Rainikarabo ( 12/03/2006 12:41)
Mety ilainao ito rohy ito.
http://www.wanadoo.mg/forums/read.php?33,593087,625239

Manararaotra aho fa eto ihany ny resaka, dia mba manao antso avo koa aho ho an'ireo terak'Andrianamboninolona izay vonona hifanome tanana ho fanarenana ny fiangonana EKAR ao amin'ny vohitra Ambohitrombihavana fa efa tena ho rava tanteraka ny trano fiangonana.Mandefasa hafatra amiko hiarahatsika mandinika ny tokony atao.
Misaotra antsika.
4. Fiffi ( 12/03/2006 17:15)
raha mba manao an'izany avokoa ny olona tena ho tsara mihintsy ny tanana eh! soahiany fa mba misy ny tahak'izao!
5. naritsimba ( 13/03/2006 05:00)
tsara fa tohizo eeeeeeeeeeeeee!
6. Fiffi ( 13/03/2006 05:05)
ka zay infrindra manko =D=D=D=D
7. sosoa ( 13/03/2006 15:54)
:)Misaotra indrindra anareo ry reo nanohana sy namaly ny antso fa zava-dehibe amiko ny nandefasako an'io antso io. Rah toa ka misy zavatra hifanampiana de eo foana "sosoa" hifanampy.
Misaotra daolo tompoko.
8. Fiffi ( 13/03/2006 19:23)
tsy misy fisaorana Tompoko .
9. Rainikarabo ( 14/03/2006 08:49)
Amin'ny alahady ho avy izao dia misy fotoam-pivavahana katolika ho an'i Teraka Ambohitrombihavana ao amin'ny chapelle Ste Famille. Manasa antsika rehetra na katolika na tsy katolika. Mino marimarina aho fa horesahina amin'io ilay momba ny trano fiangonana eny antanindrazana.
Sosoa> tongava eny raha manana projet fa ahita olona maro ianao, efa hitanao ve ilay adiresy birao tanora Andrianamboninolona?
10. Fiffi ( 14/03/2006 09:08)
Rainikarabo:
Amin'ny alahady ho avy izao dia misy fotoam-pivavahana katolika ho an'i Teraka Ambohitrombihavana
Raha diso aho dia hialako tsiny fa misy manko ny olona raha vao mahita an'io filazana io eny na dia manasa ny rehetra hafa koa aza ianao dia tonga dia ny ao an-tsainy dia ny hoe "voatokana ho an'ny Teraka Ambohitrombihavana hiany izy io" sa ahoana ? mba heritreritra ny ahy io an!
11. sosoa ( 14/03/2006 10:20)
Rainikarabo, raha izay no mampanahy anao, izaho anie hanao état des lieux any @iny toerana iny e. Ka tsy ny Ambohimarina irery no ataoko étude fa na ny manodidina rehetra koa aza.
Ny alahady izao indray za tsy afaka tonga any fa efa nampitaiko @ ireo tompon'andraikitra ny hafatra rehetra. Izaho mantsy mbola mamita boky ny Soutenance hataoko de tsy afaka mihetsika eto toamasina, pour le moment.
Ny adressen'ny fikambanana tsy mbola hananako.
Bye.
sosoa
12. Rainikarabo ( 14/03/2006 16:46)
Fiffi> samy mety daholo ka.
sosoa > tsy manahy aho tsy akory.
13. Fiffi ( 15/03/2006 05:45)
14. bozzy ( 29/03/2006 19:26)
mbola malaza kay itony resaka " royalisme à la malagasy " itony any dago any!!
15. Fiffi ( 30/03/2006 05:58)
mbola malaza kay itony resaka " royalisme à la malagasy " itony any dago any!!
:roll::roll:
16. sosoa ( 06/04/2006 07:13)
Manao ahoana ianareo,
Raha ny resaka "royalisme à la malagasy" indray, tsy tensa any ny hevitro. Fa ny antony hanaovako anio any aloha dia henoko hoe tokony mba misy activités hatao ny taranaka.
Za kosa anefa afaka manao ny an'ny hafa. Satria izay no domaine misy ahy. Ka tsy aleo ve ampiasaina toy izay halona any anaty poche any ny zavatra namonona tena nianarana? Sa mety diso angamba zah rah nilaza io e?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.307