VALALA VALALA BE MANDRY IALAHY...
1. lemenakely
(
11/03/2006 10:11)
VALALA VALALA BE MANDRY IALAHY!!!
rahoviana ihany vao valala be mifoha:-D:-D
mahatsiaro an'iny hiran' i SARERAKA iny ny tena e àry mba lasa aiza tokotrany ary izy iny izao aiza enooo ra -yvon a!!
rahoviana ihany vao valala be mifoha:-D:-D
mahatsiaro an'iny hiran' i SARERAKA iny ny tena e àry mba lasa aiza tokotrany ary izy iny izao aiza enooo ra -yvon a!!
novalian'i fijo ny 15/03/2006 19:43
5. lemenakely
(
11/03/2006 10:42)
eny e sady artista no politika no mety eritreritra mandalo koa e!!!mahatsiaro io hira io mantsy ny tena e dia izay fotsiny!!tsy asiana hoe nahoana:?:
7. xxx
(
11/03/2006 14:22)
Efa nilaozan'ny toetr'andro izany resaky Sareraka izany, io ilay atao hoe "Gauchisme". Ny tanjon'ny gauchiste dia ny seza ihany, ka rehefa mahazo seza izy, dia mahazo sôsy be, dia hajanony hatreo ny ideologie fa lasa capitaliste indray izy. Tsy aleo ve atao resaka fandrosoana sy famokarana @ izay e?
8. era
(
11/03/2006 14:33)
ny anaha kosa aloha ilay hira fotsiny amin'izao no tiako e, betsaka ny amin'ny hiran-dr'i sareraka mihitsy. r'i Soary sns e
9. xxx
(
11/03/2006 14:35)
mbola ao anaty bodofotsy ny vahoaka gasy no sady mangetotra e hi hi hi ....:-D
12. naritsimba
(
11/03/2006 15:55)
raha i sareraka tompoko no tianareo ho fantatra dia efa mpiara misôsy @ fitondrana izy ankehitriny satria dia TSY MAINTSY OMENA MARCHE @ ALALAN'NY FID NY ASSOCIATION MISY AZY IN-DROA ISAN-TAONA.
Efa voavidy i SAREARAKA ary izaho izay manoratra dia iray tanana aminy sao hisy ny sahy hilaza fa mandainga ny tenako.
Mbola averiko eto indray fa TSY OLO-MARINA RAVALOMANANA SATRIA TSY SAHY MILAZA NY TENA MARINA, NATAO AIZA ILAY 19 milliards izay voalaza ampahibemaso fa tsy hita ny nandaniana azy nefa dia tsy hita ao naty kitapom-pbolam-pnjakana ny nampiasana azy? ASA RAHA HO SAHY HANAGADRA NY SOLONTENAN4NY FMI IZY NA TSIA SATRIA SAHY NITENY AN4izany ilay olona io.

18. naritsimba
(
13/03/2006 04:41)
mbola ampiako eto ny momba an'i SARERAKA
Manana Association maro² i sareraka satria tsy mahazo MARCHER mihoatra ny roa @ FID ny association iray dia nanangana association maromaro izy dia tahaka an'izay no ataony ankehitriny, ary dia ny Ministry ny vola RADAVIDSON mihitsy no nanome io baiko io ny talen'ny FID.
Mbola averiko eto fa fantatro tsara i sareraka na i Yvon fa dia io no fivelomany ankehitriny.
mampanontany tena hoe: mora miova ny olona rehefa voavidy

20. naritsimba
(
15/03/2006 15:25)
Ny angatahiko dia sahia isika miteny ny tsy mety sy ny tsy rariny izay hitantsika fa raha hangina @ izao dia aza gaga raha hiantsoantso ny vato!
Volam-bahoaka ange no lanin'ireo eh!
Volam-bahoaka ange no lanin'ireo eh!