Tetikasa baiboly 2615/7948

1. hery ( 09/03/2006 07:04)
Mandeha mangingina ao ihany ny tetikasa baiboly eto amin'ny serasera. Amin'izao fotoana izao dia vita ny 2615 amin'ny andininy 7948 ao amin'ny Testamenta Vaovao. Ny mpandray anjara mavitrika aloha hatramin'izao dia :
ikalasoa(1001)
jentilisa(770)
ari.malala(701)
sonwin(102)
Ntsoa2(25)
hery(16) :-)
Raha handray anjara ianao dia afaka miditra ao amin'ny
baiboly.serasera.org Raha manana baiboly katolika
diem.serasera.org Raha manana baiboly DIEM

Misaotra antsika rehetra e
novalian'i jentilisa ny 21/03/2006 05:00
2. jentilisa ( 09/03/2006 07:27)
haingana be mihitsy ikalasoa an!
3. sonwin ( 09/03/2006 07:46)
tena haingana nohon'ny haingana mihitsy izy. Milay be ka
4. bichette ( 10/03/2006 04:35)
mahafinaritra misaotra betsaka
5. Fiffi ( 15/03/2006 06:55)
tena mahafinaritra tokoa izao hataon'ny namana izao ka dia isaorana anareo.
6. jentilisa ( 21/03/2006 05:00)
mazotoa an!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6035