masoandro

21. mamzelkely ( 09/03/2006 10:35)
moramora ihany lapino sô tapatsinay eo aaa:°):-D:-D
22. zoklbfkfk ( 09/03/2006 10:39)
any zany dadabe :wink:
23. sasa ( 09/03/2006 11:35)
mamzelkely njy akia mampmé=))=))=))=))=))
ny an'i dadabe io sary tsy mandé io foana no ampiseho eo:-D:-D:-D:-D
24. mamzelkely ( 09/03/2006 11:43)
za mbo gaga tokony alana eo amizay e [IMG]http://smileyonline.free.fr/images/gif/sourire/vignette1/thumbnails/hmm3grin3thumborange_gif.gif[/IMG]
25. ari.malala ( 09/03/2006 12:00)
iza ko ary io ol traky nify mitrangatranga eo io eeeee
26. Veloo ( 09/03/2006 21:10)
dadabe fantatro ndray io :-D:-D:-D
27. dadabe ( 10/03/2006 02:06)
iza no fantatrindry ry veloo:wink:
28. pissoa ( 10/03/2006 05:39)
ari :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
29. mamzelkely ( 10/03/2006 05:54)
ari ts haiko aky iza aza io nindramiko ftsn ny sariny mantsy :°)
30. ari.malala ( 10/03/2006 06:53)
manin aky za ry pissoa? :)
31. dadabe ( 10/03/2006 08:30)
ary maninona no misy an'io yahoo io foana ko le :evil:
32. pissoa ( 10/03/2006 08:45)
ari
ari:
iza ko ary io ol traky nify mitrangatranga eo io eeeee
io no mampme anah :-D:-D:-D:-D
33. mamzelkely ( 10/03/2006 11:04)
tô misy pub eny apovôn dinika sa za no manofy ry reto :roll:
34. dadabe ( 10/03/2006 17:12)
zah koa gaga , ataoko fa ny ahy no misy fahavoazana
35. Veloo ( 10/03/2006 17:18)
ie wa ry dadabe :°)
36. sasa ( 11/03/2006 04:48)
:-D:-D:-D:-D:-D ka io pub ampovoany io le nataon'i dadaba kou:-D
37. dadabe ( 11/03/2006 05:08)
kiii tsa mbo zah kosa no nanao an'io koaa:°)
38. bebe ( 11/03/2006 09:07)
:oops:
39. dadabe ( 11/03/2006 15:27)
maninona i bebe?? avia aty aza e:-*
40. dadabe ( 11/03/2006 15:29)
humm aza taitra toi bebe a, avia atia izany bebeko izany a:*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.036