Tsy xxx intsony izany no hamaliana azy .

41. Fiffi ( 10/03/2006 05:01)
sary tsy alehany zany matoa tsy nivoaka :-D:-D:-D:-D
42. pissoa ( 10/03/2006 05:39)
:-D:-D:-D:-D
43. mamzelkely ( 10/03/2006 05:56)
fa sary inn njay no ts nivôka ry bedada aa:roll::-D
44. ari.malala ( 10/03/2006 06:58)
tena maminé be mints veu zah ry pissoa? :-D
45. Fiffi ( 10/03/2006 07:47)
ari.malala :-D:-D:-D :-*:-*:-* ndry
46. ari.malala ( 10/03/2006 08:01)
Fiffi, :-*:-*:-* ko ndry! :-D:-D:-D
47. dadabe ( 10/03/2006 08:36)
humm nosimban'i sefo angamba le , lasa ilay
tsssss, mivadika orera le izy:evil:
48. Fiffi ( 10/03/2006 09:56)
=D=D=D=D zany sefo!
49. mamzelkely ( 10/03/2006 11:12)
:-D:-Dmavesatra be le sary de vôfafa angamba ka:-D:-D
50. Fiffi ( 10/03/2006 11:56)
sady sary :evil: ve no tao koh! tena navesatra mihintsy :-D:-D:-D:-D:-D
51. Veloo ( 10/03/2006 17:20)
fiffi ko tsssssssss
52. pissoa ( 10/03/2006 17:38)
Hita fa marina ny teneniny kou maninn an'Veloo izy :-D:-D:-D
53. Veloo ( 10/03/2006 17:55)
pissoa a misy tsy equilibré anie aky e...
54. Fiffi ( 10/03/2006 18:11)
Veloo: :-D:-D:-D:-D:-D:-D mba mananihany akia zah an! :-*:-*:-*:-*
55. Veloo ( 10/03/2006 18:43)
8O:{:{:{
56. Fiffi ( 10/03/2006 19:27)
dia hatramin'izao aloha dia mbola vitsy hiany isika no nitony tena hoe zah tato nefa mahatratra 450 mahery ny valiny tao @ xxx ka iza sy iza avy ary no tao eh ?
57. sasa ( 11/03/2006 04:46)
Fiffi ka i Veloo sy Akamatiana izay mety hoe xxx 50 avy an'azy irery tao kou :-*:-*:-D:-D:-D:-D:-D
58. dadabe ( 11/03/2006 05:06)
:(:(
59. pissoa ( 11/03/2006 06:17)
Fiffi, ka zah ve dia mbola mila miton-tena ihany nefa efa tratra :roll::-D:-D:-D:-D:-D

sasa, ndriko tratrako tam'le tao
sasa sy pissoa tao @ xxx:

Mpandefa : xxx [ Valio ] 06-03-2006 08:13:56
Lohateny : Re : Andao isika hiditra xxx daholo
Hay ve izao ny ambiance ato e, tairaiky be za raha izao vao tonga ato klé

Mpandefa : xxx [ Valio ] 06-03-2006 08:36:54
Lohateny : Re : Andao isika hiditra xxx daholo
Tara be sasa!

Mpandefa : xxx [ Valio ] 06-03-2006 08:47:07
Lohateny : Re : Andao isika hiditra xxx daholo
xxx iza indray izao tara be izao hi hi hi hi hi
aza miteny an'ahy fa haiko tsara enao miteny io

Mpandefa : xxx [ Valio ] 06-03-2006 08:54:33
Lohateny : Re : Andao isika hiditra xxx daholo
Loza izany marina ... iza ary raha mahafantatra! Mahazo miteny intelo njiko

Hihihi, nandainga be fa tsy nahafantatra anah akoriny :-D:-D:-D
60. Fiffi ( 11/03/2006 06:34)
sasa: ka na 50 avy aza dia vao 100 anie zany eh ! :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4507