tsy misy tokony hahamenatra ilay émission FR3 omaly 06 mars

21. amleoui ( 09/05/2006 04:20)
:arrow:raha ny hevitro aloha dia izao: tsy vao izao no nisy fahasahiranana teto @ tanàna fa efa t@ 1ér-2é republique dia efa niaina tao anatin' izany isika! ka amiko dia tomponadraikitra daholo na ny mpitondra na ny vahoaka entiny fa tsy hoe " ianona no responsable an' io, dia avy eo lasa mifanome tsiny fotsiny isika...", marina fa ny mpitondra no tena locomotive @ ty fampandrosoana ny firenena nefa koa isika vahoaka koa dia tokony HANOVA TOE-TSAINA: izany hoe TOE-TSAINA MIVELATRA FA TSY TOE-TSAINA MIHIDY: ohatra zao ny commune miezaka manao WC public etsy sy eroa nefa ny sasany mbola zatra ny manao lalan-dririnina manao maloto eo akaiky eo ihany...! hoatr' izany koa ty resaka bac à ordure ity ....! raha tsy hiresaka afa tsy ireo fa mbola betsaka ny zavatra tsy mety mila fanovana eto amintsika indrindra ny any sisiny ihany moa dia ....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1721