Blaogy.com misy tahirintsary
21. lapino
(
08/03/2006 22:06)
fasaly: hita hoà fa tsy sarotra zany, fa matahotra vangongon-tsoratra fotsiny ilay maso :)
pissoa: fa ngah moa tsy Ubuntu ilay pingouin avy any aminareo iny? :wink:
Ary kubun-toà mihitsy le fika hanafenana an'le kalisy tsy ho hitan'i damompr an! :wink:
22. pissoa
(
09/03/2006 05:32)
Hihihi, tsy manaiky mihitsy i lapino :lol: Ieeeee, Ubuntu le penguin avy aty aminay iny :wink:
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0755