Y-Zit

1. xxx ( 05/03/2006 17:22)
Tizy Bone devient Y-Zit en solo
http://www.musique.lycos.fr/mag/actu/article/news/54325/tizy-bone-devient-y-zit-en-solo
novalian'i yoanne ny 15/03/2006 12:23
2. booboo ( 05/03/2006 20:13)
Y-Zit ? avy @ oe Hizity ve oun zany ? :lol::lol:
3. lapino ( 05/03/2006 20:33)
Mahita koa i boobs izany an! :wink::lol:
4. akamatiana ( 05/03/2006 20:45)
ieuuuh milay mitsy , masaka beuuh kou le Ola o^oo^o
5. onjah ( 05/03/2006 21:03)
booboo:

Y-Zit ? avy @ oe Hizity ve oun zany ? :lol::lol:



Aza atao an'izany kosa e, mety mba fifandrifianjavatra, asa anefa.
=))=))
6. Fiffi ( 05/03/2006 21:11)
8O tsy maharaka :-D:-D:-D
7. Tiana1 ( 06/03/2006 07:17)
Tsy tonga tao antsainy mihintsy io... Noho izy nanjary nihira irery no namadihany azy !...
8. Tiana1 ( 06/03/2006 07:19)
Mino aho fa na dia @ izao fotoana izao aza dia mbola tsy hazony antsaina io !!!
9. yoanne ( 15/03/2006 12:23)
Milay alou le ritma e! saingy ny miaraka iany no tsara.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.328