ANDRIAMANITRA NO HITSARA AN'I BLAIR MOMBA NY ADY ANY IRAQ ?
1. zandikely
(
05/03/2006 04:11)
Nanambara ingahy tony Blair fa anisany fanapahan-kevitra sarotra noraisina ny momba ny ady any Iraq. Nanambara anefa izy fa fanapahan-kevitra noraisiny tamin'ny fihainoana ny feon'ny fieretreretany. Ny olona sy ny tantara anefa mitsara aminy fanapahan-kevitra noraisina. Fa amin'ny maha mpino an'Andriamanitra dia nilaza izy fa Andriamanitra no hitsara azy aminy zavatra nataony momba ny ady any Iraq.
Ity ambany ity ilay valandresaka feno:
In full: PM on Iraq war judgement
This is the transcript of Prime Minister Tony Blair's comments, on ITV1's Parkinson show, about the decision to go to war in Iraq:
Tony Blair: "That decision has to be taken and has to be lived with, and in the end there is a judgement that, well, I think if you have faith about these things then you realise that judgement is made by other people, and also by..."
Michael Parkinson: "Sorry, what do you mean by that?"
Blair: "I mean by other people, by, if you believe in God, it's made by God as well and that judgement in the end has to be, you know, you do your...
"When you're faced with a decision like that, and some of those decisions have been very, very difficult, as I say, most of all because you know there are people's lives, not just, this isn't a matter of a policy here or a thing there but their lives, and in some case, their death.
"The only way you can take a decision like that is to try to do the right thing according to your conscience, and for the rest of it you leave it, as I say, to the judgement that history will make."
Parkinson: "So you would pray to God when you make a decision like that?"
Blair: "Well, you know, I don't want to go into..."
Parkinson: "No, but, I mean, you've said that."
Blair: "Yeah."
Parkinson: "You've said that it would be informed..."
Blair: "Of course. You struggle with your own conscience about it because people's lives are affected, and it's one of these situations that I suppose very few people ever find themselves in, in doing, but in the end you do what you think is the right thing."

novalian'i fijo ny 15/03/2006 20:00
2. energye
(
05/03/2006 17:17)
oooooooooooooooooooooooo!!!!!!!!
i blair ve mba mino izany fisian\'Atra izany ihany?
raha nino ny fisian\'Atra izy de tsy nanao ireny zavatra mihoapapana ireny ,mbola ho avy ny anjarany satria efa nahazo ny azy ingahy be sharon ariel zao fa ny an\'i blair sy bush ary iny kalavavy iny no iandrasana .ataoko fa hioapapana ary ho mafy mihoatra an\'i sharon iny ny andreo.firy ny olona tsy mana-tsiny maty vokatran\'iny zavatra nataondreo iny
zany ve de mbola midika fa mino an\'Atra ry zareo!!
ny mapalahelo mantsy de saika hafenina daholo ny zavatra mintranga ao irak ao ,indrindra fa any \"guatanamo\"sy any \"abou horaib\" nohezahindrizareo mihintsy ny tsy hivoahan\'ireny zavatra ireny fa misy farany ny zava -drehetra ,efa manomboka efa misy mampiely zao ny zavatra miseho any @ ireny toerana ireny.fa na izany aza de mbola matahotra ny olona fa ry zareo mpampijaly [teroriste gaigy izany tantanan\'ingahy bush no mampihorohoro izay olona mamoaka ireny].

3. energye

4. zandikely
(
05/03/2006 19:51)
Karazana fandreberebena sain"olona ihany ilay izy, tsy mahagaga raha tena maro ny olona nitsikera an'i Tony Blair noho io teny nolazainy io.
Fahitako azy dia karazany fiekena ankolaka fa tsy nahamby ny politika natao momba an'Iraq sady sarona ihany koa ny lainga momba io ady io taty aoriana. Ny arme de destruction massive nolazaina nanan'i Sadam tsy nisy akory.
Tokony niteny fotsiny ry zareo hoe hitady petrol no dianay any Iraq fa tsy hoe hahita an'Iraq democratique, na hoe noho izy mitana fiadiana tsy hananany akory.

5. Lejim
(
06/03/2006 04:28)
Ny fandinihako azy dia tsy nisy fanapahan-kevitra avy taminy izany mihitsy io fa olona mba te haka 19/20 @ Amerika izy. Tsy misy zavatra fantany akory tao fa izay misy i Amerika no misy azy. Maninona tsy izany no teneniny fa mbola mampiasa Atra indray koa hanadiovana ny tena eo! Izay mihitsy ny maham-panao politika azy!
6. energye
(
06/03/2006 11:18)
tena efa tsy hay intsony ny politikan'ny amerikanina eo milaza fa misy an'zany hona ao irak e ,tokony ho samborina i sadam ,fa ny mahagaga de zao fa manin @ zay anga ry lerony tsy miala ao @ tanin'olona ao?????.efa nilaza mantsy ry zareo hoe tsy hiala ao mihintsy na ovina na ovina, zany ve tsy midika ho zavatra hafa .
7. xxx
(
07/03/2006 00:02)
Izaho aloha dia pro-americain hatry ny ela e! Bekitana ihany rangahy ity no ady eo an! Reny malala ity efa nivaralila @ resaka Sarko koa.
8. cutie
(
07/03/2006 17:33)
efa hay be zao fa ady petrole no anton'ny ady any Irak ka, fa efa natomboka mou le izy de mianjy ny hahavitany fotsiny. Mianjy ny tsy hahalany an'i bush fotsiny sisa.
9. fijo
(
09/03/2006 22:19)
ka ny petrole aza izao efa holany atsy hoatsy ko,inona indray no hiadivana eo?
11. cutie
(
10/03/2006 16:31)
fijo ka le izy efa ho akaiky lany mitsy no mampatonga azy hiadivana ka.
12. fijo
(
10/03/2006 20:37)
vao henoko androany izao fa any "bahrein"dia 15 taona sisa no tahirintsolika misy any;any "sweden" izao dia efa manao lalana ry zareo fa aorina'ny folo taona dia tsy mahazo miriharia any intsony ny fiara mandeha soloka,
ka inona no mbola hiadivana fa tsy aleo ve mitady izay ho solony?

13. cutie
(
11/03/2006 17:54)
fijo, ny oil compagnie no tsy mety fa tsy maintsy mitady e, very asa ry zareo raha hitady fika hafa.
Za koa aza mba gaga manin ny amerikana tsy manao ohtran'ny ataon-dry zareo sweden io.