andrana
161. kala
(
10/03/2006 06:14)
veloo > njy ndray ange no asian'i ddb sira eo e!:wink: avokony @ fomba virtoaly le totohondry ê!:roll::roll::roll:
162. diamondra27
(
10/03/2006 07:38)
mamz: tara trai akia lery de mbola tsy vita foana le 2ème tour fa ho avy tsy ho ela izy e!
veloo: 2ème tour ny 9x3 io e!coup de foudre
veloo: 2ème tour ny 9x3 io e!coup de foudre
163. dadabe
(
10/03/2006 08:39)
humm de iza aza io mitsaty io . hummm misitery izany ry zanako isany
164. diamondra27
(
10/03/2006 11:37)
dadabe: d"efa ampijalianao be mihintsy ve zao zanak'olona 'zao e!bebe faha-firy io?:-D:-D:-D
raha tratran'i bebe eto enao ataony masaka klé, efa hitako managasanga any izy.
raha tratran'i bebe eto enao ataony masaka klé, efa hitako managasanga any izy.
169. sasa
(
11/03/2006 04:53)
:-D:-D:-D:-D:-D:-D za aloha rehefa tsy maharaka d aleoko mihomehy fotsiny e!
173. kala
(
13/03/2006 06:03)
veloo > f'angaha misy adala ato sa mivoatra adala fotsiny ity knou:-D:-D:-D:-D:-D
sady izay njay mbola niampy an'ile :twisted::twisted::twisted::twisted::twisted:
aleo mody fanin aloha sao lasa :evil:
sady izay njay mbola niampy an'ile :twisted::twisted::twisted::twisted::twisted:
aleo mody fanin aloha sao lasa :evil:
174. dadabe
(
13/03/2006 10:41)
veloo :evil::evil: hahahahahaha mbola azia izany ry zanako hahaha:°):°) avoaka ve ny sarin'i toi version II e?:-w

