22 febroary ,fanonganam panjakana sa inoan marina?

21. Veloo ( 05/03/2006 03:21)
:lol:
22. mandrindra ( 07/03/2006 13:02)
fanontanina hafa mihitsy indray no manitikitika ny saiko, raha fanonganampanjakana dia fandikana lalana izany, ny fandrombahampahefana dia toa fandikana lalana ihany koa izany amiko. koa raha samy fandikana lalana daholo ireo roa ireo dia inona no sazy tokony ho raisiny raha izany? tombatombana fotsiny io satria izy no mitondra ka noho izany tsy ho voasazy mihitsy aloha izy.
23. jentilisa ( 08/03/2006 09:45)
izy aloha dia tsy voasazy mihitsy raha mbol
24. xxx ( 08/03/2006 13:34)
Ka raha tsy nisy iny zavatra iny ange dia i Deba ihany no mbola teo e, ary i Sophie no nandimby azy fa sanatria tsy i Pierrot izany akory.
Tsy azoko ilay polémique-nareo.
Sa tianareo hiverina ngamba i Deba ve?
25. xxx ( 08/03/2006 17:34)
Ity misy fanontaniana, moa va ara-dalàna ny soulèvement populaire ? tsia no valiny.
Ka tokony hogadraina ve izany izay nanao izany? Tsia koa ny valiny, satria olona bediabe no tao.
26. fijo ( 09/03/2006 22:23)
mbola averiko,fa amin'ny toejavatra toa ireny,dia tsy misy izany resaka lalana izany.
rehefa miravina ilay raharaha vao ezahana ny hampifanaraka ny vokany amin'ny lalana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1148