hevitra asosoka

1. fek ( 01/03/2006 14:11)
maninona moa rehefa andro natokana ho an' ny vehivavy ihany ny 8 mars dia miasa tsara sy miasa mafy fa ny lehilahy kosa no mba tsy miasa? Mba maodely e
novalian'i sipagasy ny 05/03/2006 11:23
2. fasaly ( 01/03/2006 14:19)
de aleo atao hoe ndron'ny lahilahy izy zany:°)
3. pissoa ( 01/03/2006 14:51)
Ndao koa ry zareo farafaharatsiny atao andron'ny lehilahy sy ny vehivavy ah :°)
4. Fiffi ( 01/03/2006 15:07)
pissoa : eny wa akia an! @ zay dia samy miasa:)
5. bozimanga ( 03/03/2006 10:42)
adronay vehivavy io dia avelao izahay mba hiala voly eh!
6. Veloo ( 03/03/2006 17:06)
:-D
7. sipagasy ( 05/03/2006 11:23)
bozimanga:

adronay vehivavy io dia avelao izahay mba hiala voly eh!



eny hoa akia kouuuu, fa henoy ihany ny radiovazogasy.com antsika fa sao misy hahasoa anao ao @ io andro io e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1201