Galeoka, solafa

1. isrine ( 01/03/2006 12:32)
Efa nisy nilaza tamiko ihany ny dikany satria dia teny vaovao tamiko izy ireo, fa mba te-hahalala ny tena hoe: teny gasy ara-dalana ve izy ireo.
Misaotra an'izay afaka mamaly.
novalian'i little ny 07/04/2006 10:13
2. fasaly ( 01/03/2006 12:34)
fa inona no dinak'nreo ry irsine?????:roll::roll:
3. jentilisa ( 01/03/2006 12:47)
ilay iray toa mpiasa an-trano no filaza azy moa ilay iray toa toaka sa inona moa? tsy haiko e!
4. sariaka ( 01/03/2006 14:12)
toaka ilay hoe galeoka, ilay iray tsy haiko.
5. Fiffi ( 01/03/2006 15:18)
tsy mahay koa!8O
6. scorpion ( 01/03/2006 15:28)
galeoka : toaka
sôlafa : mpanampy an-trano
teny gasy "argo", efa tamin'ny roapolo taona lasa no nahenoako ireo teny ireo
7. Fiffi ( 01/03/2006 15:50)
za zay vao mba naheno sy nahita an'ireo an!
8. Ragadona ( 01/03/2006 16:36)
Niverina niroborobo tao fianarantsoa tao io hoe galeoka io, ary misy hira momba an io mihitsy aza :"Ndao le hisotro galeoka"
9. Veloo ( 01/03/2006 21:04)
tsy teny gasy zany ka... ampiasaina any am-pianarana ve?:roll:
10. vale ( 02/03/2006 12:54)
ié, ny sôlafa dia mpiasa an-trano, efa elabe koa aloha zaho no naheno an'io e, fa ilay izy manana heviny tena ratsy be mihintsy, otran'ny hoe fanambaniana fa tsy filazaina fotsiny ny dikan'ny hoe mpiasa an-trano:{:!::!::!::twisted:
11. isrine ( 02/03/2006 14:28)
T@ hira no nahenoako an'ireo teny 2 ireo. Ary ny dikany dia io voalazanareo eo io no nolazaiana ahy. Fa hay ve ka argot izy ireo e.
12. vale ( 03/03/2006 17:19)
Mots argots daholo ireo ry isrine à.
13. little ( 07/04/2006 10:13)
An, an, an... ny galeoka zany tena teny gasy zany ko! avy any betsileo avy any zany ny dikany dia hoe Toaka gasy fa ny solafa kosa aloha dia argo be zai e, ireto misy dikany hafa koa... teny gasy daholo reto an: robot, solaka, atsotran'zany e! hay, la bonne ko ( tsy teny gasy kay kle!=))=))=))^:^
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.264