Vazaha « nanalika » Gasy

21. fijo ( 04/03/2006 19:10)
ka izay no hiadivana anie e,tsy hoe satria izahay mitondra vola de izay tianay no atao
22. Fiffi ( 04/03/2006 19:52)
ka ny olona koa anie toa tsy sahy loatra ny hihetsika eh! fa dia ny fitsinjovana ny fahazahoana ny karama hiany no toa atao masaka ao an-tsaina satria ny fiainana dia mihamafy tokoa
23. felanawil ( 04/03/2006 20:31)
Aoka koa izay ilay fahavariana mijery vaza ka diso depara eh!
24. Fiffi ( 05/03/2006 07:04)
25. sechat ( 28/03/2006 14:45)
Mba teneno eto ny anaran'izay hotely zany raha misy mahala fa za tsy handeha any raha vao fantatro. Hotely be de be eran'ny tanana io, avelao ny azy ho lo eo. 8)
26. benito ( 05/06/2006 00:07)
tokony tonga de ni expulsena ko ange iazy de alain ny gasy ny entana avy eo ko. valifingika fingaka

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.111