TOKY ....

21. lapino ( 01/03/2006 19:40)
diamondra27:
lapino: 'reo namana rehetra 'reo ve 'zany mety afaka manome toky ahy fa tsy azoko le nanomezanao anah an'le izy.

Ireo namana rehetra ireo toky daholo ka! (ny anarany) :wink::D
22. diamondra27 ( 02/03/2006 07:34)
lapino:merci e!:-*:-*
nangataka de nahazo=nomenao "toky" be de be:wink:
misimisy ihany ireo an!iny indray no tsy hitako hoy ilay jamba.... fa ianao no nampahiratra ny masoko

fasaly: sur akia a! omeko fotoana rampitso eo analakely lery, eo @ totobato sa tsy mety?:wink:
23. Fiffi ( 02/03/2006 08:08)
diamondra: tsy nety ve ilay hira keliko teo ?:(
24. diamondra27 ( 02/03/2006 10:51)
fiffi: azafady akia a! le mime no itako de novaliako;
tena nety ka! io mihitsy ary no tena izy koa, de @ zay za matory ampiadanàna fa fantako oe misy olona azo itokisana:-*:-*
25. fasaly ( 02/03/2006 11:22)
diam a! efa nahita n'i toky ve ooooooo!:°)
26. ari.malala ( 02/03/2006 12:00)
fa inona hoa no ilànareo an'i Toky :-D:-D za anie mahalala Toky e :-D:-D
27. diamondra27 ( 02/03/2006 12:30)
fasaly:nahazo akia a!fa tsy nahita:D
ari.:f'angah kia njy tsy mba mila Toky eo @ fiainanjy, fa tsy hoe: mila an'i Toky, tandremo ny mamadidresaka
28. lapino ( 02/03/2006 13:09)
diamondra :-*:-*:)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3978