Vonoiko izay mandeha ato
92. sasa
(
06/03/2006 04:52)
pissoa firy izay no efa matindry tato??? soa za fa androany indray vao niditra sady efa nanao antiballe hi hihih:-D:-D:-D:-D:-D:-D
93. xxx
(
06/03/2006 05:38)
pissoa nahazo elatsa za de ts azonjy ka [IMG]http://smileyonline.free.fr/images/gif/diable/vignette1/thumbnails/1036154175_gif.gif[/IMG]
zelkely:°)
zelkely:°)
95. pissoa
(
06/03/2006 06:58)
dadabe, tsy hita fa lehibe ny zafikely e :°):-w:-w
sasa, zah tsy mamono izany kooooooooo :roll: hatsikana fotsiny io :(
zelkely, anjaso kloo refa malalaka zah hitady sary hamaliana anjy fa zao zah mbola mikandra e :°):°)
zoklbfkfk, tsy sahy akory zah fa aza miteniteny amin'ireo :-$:-$

97. pissoa
(
06/03/2006 09:57)
Ndana kounkou mandeha any fa zah tsy hanejika intsony kah! Sady reraka be zah zany :roll::roll::-D:-D
98. xxx
(
06/03/2006 10:23)
aiza moa njy no tsy ho posy sahady. Njy mitondra reny zavatra be reny de vozaka=))=))=))=))=))
100. pissoa
(
06/03/2006 11:11)
Ka zah hoa reraka eeeee :roll::roll::roll:
Ary iza kou io manao xxx io :roll::roll: Ny olona efa reraka be mbola memezana ihany kle :-w:-w Sady izay miteniteny foana tssssssss, vozaka ony vozaka, inn kou no dikan'izany :°):°)
Ary iza kou io manao xxx io :roll::roll: Ny olona efa reraka be mbola memezana ihany kle :-w:-w Sady izay miteniteny foana tssssssss, vozaka ony vozaka, inn kou no dikan'izany :°):°)