voilà, vao nahazo Macromedia Coldfusion MX7 aho, ny tena olana amiko dia tsy azoko mihitsy ny fomba fanaovana ny cofiguration le izy. en plus le izy anglais, koa miangavy atanandro re mba azavao amiko ny fanaovana azy fa de tena tsy mety tafavoakako e, misaotra mialoha re tompoko!