teny gasy sy vazaha...
22. xxx
(
27/02/2006 07:00)
ka zay pianatry lyfr sady tsy maay gache no tsy maay franssais d aleonay moud mgeste riz amn'anana.
23. vale
(
27/02/2006 11:09)
gozy:
:?:Ka tsy vitsy koa anie ireo malagasy milaza fa tsy mahay teny gasy indrindra moa fa hoe any Andafy zay "Aoka fotsiny re Ramalagasy Ô¨"
Zay ihany fa dia mirary soa ho antsika jiaby
:-D:-D:-D tena mampiomehy marina izany, ...fa raha teraka aty ivelany ilay olona ka tsy nianatra teny gasy dia mitombona io fa ny ankoatran'izay kosa tena lainga BE!:-D:-D:-D=)), mety hisy ihany ny fivadihan-dela satria izay fiteny mahazatra tenenina isan'andro dia io no voateny mazàna, fa ny hoe TSY MAHAY TENY GASY, intsony fa aty am-pita tena :-D:-D:-D=))=))=))
24. isrine
(
01/03/2006 12:28)
Ka ny tiako ambara anie dia eo @ teny atao rehefa miresaka eto e. Tsy voatery hatao hoe migesta akory izay miteny vahiny, na koa hoe de ho bado @ teny gasy eto isika, fa gasy no ifampiresahanao dia atao izay hahazahoan'ny olona ny resaka e.
