famantarana ivelany

1. xxx ( 24/02/2006 09:32)
Miala tsiny aloha raha miditra ato fa ato angamba no antenaiko hahitana ny valim-panontaniana nanitikita ahy e!Bandy be aho na de XXX aza no eo!
Nisy resaka izay tato indray mandeha hoe fantatra ety ivelany ny habe sy ny halavan'ny sexe an'ny lehilahy@ ratsatanana angmba izy izay na ny toy izany.
Izao ny :?: ka :arrow::idea::mety misy toy izany koa ve @nareo vehivavy?Indrindra hoe mety fantatra ety @signe ivelany ny halehiben'ilay kitso(teny gasy afisialy ihatsoana ny clitoris io an!)?????
novalian'i xxx ny 08/03/2006 08:46
2. kala ( 24/02/2006 11:57)
asa aloha raha ny fijeriko na mety ho zay mihitsy fa eo @ molotry ny vehivavy (eo @ tarehy io an!) no ahafantarana an'izany.:!:
Tsy ny lehilahy koa ve no tokony hahafantatra an'izany nefa ê!:wink:
3. isrine ( 24/02/2006 12:41)
Na izahay vehivavy aza tsy mahita azy ao na manaop akory na akory, fa inoako fa ianareo lehilahy no mahita azy tsara ka afaka ny hilaza fa toy izao rehefa toy izao ilay vehivavy...
Indrindra ireny mpitety vehivavy ireny...hihihi.
4. xxx ( 25/02/2006 10:12)
de ampip ahp izany ry zalahy a!sa afindra any@ resa-dehialhy ity zavatra ity??
5. isrine ( 25/02/2006 13:12)
F'angaha hono ry zalahy tsy mahasahy miresaka eto @ resa-behivavy? hihihi...
6. pitchou ( 26/02/2006 05:18)
mitsikilo resaka fotsiny aky ireo an! sady tsy sahy miteny sô wain b we kay mpakatsy mpakaroa!:-D:-D:-D
7. isrine ( 26/02/2006 08:46)
Ka tsy mahagaga anie raha toa ka tsy manankambara ry zalahy @ ity resaka ity satria ny zavatra manahirana azy rehefa miaraka @ vehivavy dia ny hialan'ny vesatra any aminy fotsiny ka tsy mahadinika zavatra hafa ankoatry ny tampony. Aiza lay " trou" no ady eo... hihihi
8. fasaly ( 26/02/2006 10:51)
:°)
9. pitchou ( 26/02/2006 16:31)
8O8O8Ogravy indray izany an!
10. kala ( 27/02/2006 07:00)
isrine > misy mahamarina azy ny resakinjy fa maro mihitsy ny lhl tsy dia miasa saina @'io resatsika io...:wink:
Manana namana lhl maro zà fa tena tsssssssssssss
ny we mahay mirevy sns no maha maika andy zalahy.:twisted:
11. xxx ( 28/02/2006 18:08)
ny heritreritro tsy haiko namarina na ahona fa eo@ molotra ambonin'ny vehivavy no to misy hitovizana@ lay kitso:izany hoe raha matsokotsoko ny molotra ambony de toy iny koa ilay zavatra,fa raha mipelaka be tsy misy mitsoko de tsy hita izay ny clitorisny fa misitrika any anatiny any.
Ahoana no fijerinareo vehivavy an'io hypothèse iray io?
12. xxx ( 08/03/2006 08:46)
Aiza d'oly ndray nareo ry zavavy a!
Kala>io ve izany ilay izy?sa manao ahoana?
Mba te hahalala moa ny namana e!!:roll::roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2907