maha- fisa-pitombenana

21. Veloo ( 23/02/2006 19:40)
fasaly njy tsy mahalala oe vahana, efa ao @ fianakaviana misy an'io aky a zany ny dikany:roll::-D:-D
22. fijo ( 24/02/2006 04:23)
fasaly an,"avy minet"????mi......ko ka.ho ho ho
fahadisoan'i hery daholo izany re olona an,hatramin'ny nahitana ity namana serasera ity anie ka lasa tsy te hiala eto mihintsy e.rehefa tsy eto aza mbola misaina hoe nisy hafatra tonga indray izao ao.
enao rahery tena tssssss,soa ihany aloha nisy ity mba tsy ahavery ny namana e.
ho elavelona anie ny mpinet e
23. fasaly ( 24/02/2006 05:29)
veloo: ka tsy azoko hoe inona no hidiranlay vahana eto amilay dinika napetrako nge tsinona e!:-D:-D:-D
hazavao hoe ky a!:-*


fijo: hihihihi! marina zany ary tena marina tokoa
taloha zà tsy mpi net firy fa depuis 2005 de tena minety foana ary raikitra mahintsy:-D
hay ve fijo kou tratranzay e! de fisaka kou zany ny fitombenana?????:^)
24. akamatiana ( 24/02/2006 05:34)
fasaly > hihihhih sady donto be tsy matsisro na tsongoina mitsy refa mitsangana avy eto an! :-D:-D
25. fasaly ( 24/02/2006 05:42)
akama: f'ita wa! marary ngoly beuh mahintsy ny taolampitombenanana zany moa de tena lasa maranitra mintsny ny hozatra voan'ny krampy loza mahintsy lay mi surf eto am sersera eto aky:-D:-D:-D
26. mamzelkely ( 24/02/2006 06:37)
:-D:-D le izy aky ts mefisaka fa memivelatra aaa:-D:-D fa tena marina mits io lazain fijo io fa za depuis 2005 isaky ny miditra net de serasera no ataoko de eto totoln andro :-D:-D fa nefa le izy anie tsara beuuu eee de ts te hiala mits fa ela velona marina anie ny serasera:wink:

de refa vizna mipetraka ky fasaly de mitsangana kely njay aveo de mifandimbidimby aaa:°)
27. rurik ( 24/02/2006 06:56)
fasaly:

rurik ampofoina angamba i kala io rehefa eo am devant ny pc sa ahoana????:°)



fasaly mba mamely ko zany =))
fasaly efa mba nahavaly ny fanotanianjy kosa angamba io ka ataoko fa tsy mahafisaka fitombenana kosa raha misy miampofo ka =D=D=D=D fasaly iny njay no tsy hitako=)):-*:-*
28. rurik ( 24/02/2006 07:00)
=))tena mora fantatra izany zao ny pichat rehetra raha vao mahita fisapitombenana dia izy zay sa ahoana hoy nareo:?::?::?:
dia tokony mba mifampiarahaba zany rehefa mifankahita ny fisaka rehetra fa samy mitovy asa zany ko =))=))
29. soasoafy ( 24/02/2006 07:33)
Misy namako alou miasa amina sté de traitement info ireny fa toa tsy hitako fisaka, fa ny kibo ndray no lasa mihangeza e.Alaivo an'eritreritra ange e sady fisa-body no be kibo e! tena handosiran'ny bandy tsik refa atsy ho atsy fa aleo tsy hi-net matetika tsony kah.
Iza @nareo nefa no mba mahita solution mba hampiverina lay derriere hidongona kely ndaray e! Ny tena comble ko ange de zao e, ny atoandro fisaky ny nety, ny alina ndray mety ho fisaky ny .....
30. ari.malala ( 24/02/2006 07:34)
=))=))=)) mampime ana ko nareo!

Fasaly a, bouillote aky atao coussin à eau a! fa ts aatao rano mafana fa may ao ny fitombenandry nefany an, k ozay vao we i arimalala mamosavy:^)aza hitako any zany:^)!

Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 23-02-2006 21:17:45
Lohateny : Re : maha- fisa-pitombenana
wadrayyy !! nga misy an'izany à eau zany koa akia ? à air aloha no efa hitako an! de indray mandefa aho nipetraka somary mafy dia nipoka be! heverin'i zanako hoe nangetotra be hono aho =))=))=))=))=))=))



Loza ko zany nahazo an'i Fiffi zany!=))=)) k ots taitra rery tao v ky njy?=))=))
31. kala ( 24/02/2006 07:38)
rurik â! mba manisy sira fotsiny ange le we tsy mipetraka ê!:wink:
ka rehefa raiki-pitia ty manoloana PC ity ange ka ny physique avy no tsy raharahiana....
Tsy mahafisam-pitombenana zany ny fipetrahana elabe.
Ko tsy ho fisaka daholo zany reny vhv miasa mipetraka elabe reny:!:
fasaly ty kou mba marani-tsaina hoe ampofoina:°) ko tsy ho potsika izay ipetrahako elabe eo....Hevero we zà zao....Kg
32. rurik ( 24/02/2006 09:31)
ary mety maro ndray zao ny hitady asa hiampofo =))=))=))
nefa atao ahoana mo fa fitadiavana daholo zany :-D:-D
kala an eritrereto anie we mandalo @reny birao ireny dia mahita olona roa foan @seza iray ny iray miasa miampofo ny irary miasa ohatran'ny asany andavanandro:-D:-D:-D
33. andry44 ( 24/02/2006 09:46)
hitondra fanazavana kely fotsiny fa tsy de hoe miditra lalina@ resa-behivavy akory an!!!
ny vehivavy gasy indrindra ny sipa mihitsy à 80% no fisa-body sy kely entana raha ny fahitako azy kah!:roll::roll:
Diniho anie ny gena e!na skile kely aza ny sipa gena de hitanao midongona eo ihany ny entana!!:lol::lol:
Tsy lazaina intsony moa ny mahazo toerana manokana azo hipetrahana mihitsy !!(hibabena zaza io an)!!
34. pissoa ( 24/02/2006 10:02)
andry44:
ny vehivavy gasy indrindra ny sipa mihitsy à 80% no fisa-body sy kely entana raha ny fahitako azy kah!:roll::roll:
Elah zany mpandinindika entan'olona an :roll::roll::-D:-D:-D
35. kala ( 24/02/2006 11:59)
:roll: rurik > taizakou no nisy an'izany?
efa asa hafa ndray angamba zany ka! tsy le noeritreretiko.
36. mamzelkely ( 24/02/2006 12:19)
za klou ra ny sitrapoko zany de hipetraka alohany ordi fôna de amizay fisabody :°):-D:-D:-D
37. Dezy ( 24/02/2006 12:26)
mamzely anga??? hihihihi
fasaly ,mba atsotra azy de asio bandy(kofa)fona eo @ seza hipetraanjy de @zay tsy fisaka tsony sady maharitra mitapé eo @ ordi. njy
38. fasaly ( 24/02/2006 16:14)
:-D:-D:-D dezy: ka mbola hanao annonce zany hitady bandy kofa mpiampofo rehefa mi net kou!!!!!

soasoafy: mba loza kou zany, ny kibo ndray ve no naka fitoerana ne ngeza tao aky! tena mba kozy tsy adaboka any ity mi surf ity raha izany fa resultat ratsy no azo...

mamzel: ié mitovy tsika depuis 2005 de tsy raha mandeha am laoniny fa de eto no manadany andro ny raharaha tsy vita ny tena am mahavevavy adino araka ny teni'ni kala io de asa fotsiny wa zay hiafarantsika e! :^):^)

ari.malala toa marina aky zay bouillote zay a! ary iny no tsy tao antsaiko fa tsy hatao rano mangotraka ka! efa fisaka ny seza ve mbola dorana dray tsy hikarepoka ny hiafaràny:-D:-D
39. andry08 ( 24/02/2006 18:38)
:lol::D
40. andry44 ( 25/02/2006 10:36)
Possia>tsy de hoe mandinika loatra aho fa ny maso adala e!ny tena lehilahy:lol:;-)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3786