mora sa sarotra ny fanarahana ny didin'Andriamanitra?

21. dadabe ( 23/02/2006 13:50)
humm aleo mivavaka ihany izany ^:^
22. Achia ( 23/02/2006 15:37)
:lol::lol:fa nga nisy didy niova rajetly fa inona ary no didy lalana ary ny fomba
23. Veloo ( 23/02/2006 16:58)
na didy inn na didy inn no ho lazainao eto ry jentle dia tsy mora a. mila fanamampina avy any @ andriamanitra doly....Isika dia panota tsy mahavita tena oooooooo
24. Achia ( 23/02/2006 17:08)
=D=D=D=D
25. Fiffi ( 23/02/2006 17:36)
=D=D=D=D
26. marozevo ( 24/02/2006 00:03)
tsy tiako ilay fomba famalin-dRaprom ao ambony ao satria relativiste loatra.
27. Veloo ( 24/02/2006 01:51)
:-w:-w
28. Beinjy ( 24/02/2006 07:23)
manaona daolo o :lol::lol::lol:
29. jentilisa ( 24/02/2006 08:25)
Achia:

:lol::lol:fa nga nisy didy niova rajetly fa inona ary no didy lalana ary ny fomba


ohatra misy teny manao hoe: efa renareo fa voolaza hoe tiava ny namana ary mankahalà ny fahavalonao...dia i Jesoa mihitsy no nanova azy nanao hoe: fa izaho kosa milaza aminareo hoe...dia io efa nataoko ohatra eo ambony io. Fomba io sa didy?
30. jentilisa ( 24/02/2006 08:26)
Ny ahy izao ny didy fantatro dia manao hoe: mifankatiava! izany no ahalalan'ny olona fa mpianatro hianareo!
31. ndrena ( 24/02/2006 12:51)
Raha ao anatin'ny olona iray Andriamanitra ilay tompon'ny didy dia Izy ihany no mahatanteraka nydidy sy lalàna noho izany dia mora ny fanatanterahana azy
32. jentilisa ( 24/02/2006 12:53)
Izay manana ny fitiavana no mahatanteraka ny lalàna moa?
33. ndrena ( 24/02/2006 12:55)
Tena izay ary ilay fitiavana an'A/tra sy fitiavana ny namana tsy misaraka
34. Achia ( 24/02/2006 17:02)
De ol tia namana ve ny manoro voana oe mankahala ny fahavalonareo sa mety diso fanortra ny namana .Ny ahy ne noho ny fitiavako ny namako de manoro ze mba kely fantatro aho nefa tsy manery ny ol hanaraka zany ny ahy aza ra misy reny fahavaloko reny omeko rano ra mangateta
35. marozevo ( 24/02/2006 23:35)
Misy olona tsy dia mieritreritra hoe manam-pitiavana lehibe izy, nefa ny ataony dia tena maneho fa manam-pitiavana izy. Ohatra : Ny dokotera sasantsasany mitsabo na ny fahavalony aza. Ataoko hoe sasantsasany ihany satria hita fa tsy io no tena zava-misy, na dia tokony ho izay aza no izy.
36. ndrena ( 25/02/2006 05:53)
Ka ny fomba hahatongavana ao @ ilay tena fitiavana mantsy no olana satria sarotra @ ankaamaroan'ny olona ny hanao izany,fa raha tonga ao @ tena fitiavana izy dia tsy mahita endrika ratsy mihintsy na dia @ fahavalony eo anoloanay aza
37. dadabe ( 25/02/2006 06:41)
humm ny filazan'i Kristy hoe : didy vaovao no homeko anareo dia ny mba hifankatiavanareo " ve dia mahafoana ny didy rehetra teo aloha ??? ohatra ny sabata?? hummm :-w
38. marozevo ( 25/02/2006 23:47)
O ry dadabe ah... tsy manafoana ireo didy taloha mihitsy ilay didy vaovao, fa mandavorary aza. Mba diniho kely dia ho hitanao fa mifantoka amin'ny fitiavana an'Andriamanitra sy fitiavana ny olombelona ireo didy ao amin'ny TT. Raha tsy tia an'Andriamanitra ve ny olona hanaja ny Sabata na ny Alahady eh. Ny tena mba irian'i Kristy dia ny hoe manaraka izay lazain'Andriamanitra isika, tsy noho ny FANEREN'NY DIDY fa noho ny FITIAVANA avy ao amintsika.

Miaky ny fandinihan'i Ndrena aho amin'ity fehezanteny nolazainy ity : "fa raha tonga ao @ tena fitiavana izy dia tsy mahita endrika ratsy mihintsy na dia @ fahavalony eo anoloanay aza". Io no tena idealy raha vita.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1425