zao kosa ve de marina

21. Fiffi ( 21/02/2006 05:29)
:-D
22. Rammone ( 21/02/2006 06:16)
Raha ny fahitako azy aloha dia tsy resaka hoe misokatra ny fe rehefa misy ny manome peratra na hoe tsy rariny rehefa atao ny fandinihanan araka ny tokony ho izy dia mety misy ny fahamarinany kanefa rehefa misy tsangan-javatra hoatr'ireny dia miezakamivaha ho azy ny hozatra rehetra eo amin'ny tena satria raha hoatra nijanona teo ny tongony dia mety ho misy akony eo amin'nytenanay satria taitra ny hozatra ka raha taitra amin'ny fisehoana fahafaliana hoatra n'ireny dia mety miteraka zavatra gravy be fa nymora indrindra dia mety tratran'ny fihenjana-kozatra ilay olona na ianao io ary mahafantara izany fa aza alefa lavitra ny saina.
23. ari.malala ( 21/02/2006 06:55)
:roll: Tsy azoko zay tian'i Rammone tenenina
24. mamzelkely ( 21/02/2006 08:02)
za ko ts de mahazo fa lasa resaka jozatra misokatra njay zany le izy sa aôna fe misokatra alo zao ka:-D:-D
25. fasaly ( 21/02/2006 13:42)
ari.malala: tena fanina njy an! lasa resakozatsa be lay izy kanou aiza daholo angah zao ozatsa misokatra mifanenjana sy mivaha izao:-D:-D:-D
26. bilakarenjy ( 21/02/2006 14:32)
na resak'ozatra io na resa-pe ry reto rehefa te-hisokatra dia misokatra a!,sady io anie ka mora sokafana rehefa misy zavatra tena mampisokatr'azy e!.fa kosa raha misy tena vonona ny hiara-dia sy hiatrika ny fiainana dia tsara ny mifanohana sy mifanolotra fitiavana fa ny fitiavana no mampisokatra an'io zavatra iray io .
27. mandrindra ( 21/02/2006 14:35)
izay zany e, mizara fitiavana fa misokatra foana hono io zavatra iray io
28. pissoa ( 21/02/2006 15:14)
:roll::roll::roll:
29. fasaly ( 21/02/2006 15:54)
faaiza ny an'i pisoa no misokatra toa mbola laozana mieritreritra, 8) ny ahy ny vava no efa misokatra toy izao^^
30. pissoa ( 21/02/2006 17:43)
Fasaly, hihihi, ka mieritreritra mihitsy zah fa zah mbola tsy nisy nanome an'ireny boaty sampona kely ireny koooo :roll::roll::-D:-D:-D
31. mamzelkely ( 22/02/2006 05:17)
fasaly< te hatory zao ka:°):-D:-D

pissoa< ts mbola nisy nanome njy ve de nefa efa nisokatra ve :°):-D:-D:-D:-D
32. sonwin ( 22/02/2006 13:31)
ary resaka mamelatra kay zany ato zany
33. tracy ( 22/02/2006 15:40)
mamzelkely: raha misy manome,

zavatsa ho anao,

kinga manokatra ny fe,

de ity aho hoanao.....

:°):°):°)
34. mamzelkely ( 23/02/2006 06:27)
tracy< kinga miteny hoe: "ty aho ho hano ka" :-D:-D:-D:-D
35. james ( 30/05/2006 09:23)
Tsara ny adihevitra, fa zao:

otran'ny hoe samy masina b daholo isika, de otran'ny hoe tsy mba misy resakolondebe mintsy.
Samy otran'ny metsaravelatsy daol.
Za aloha mba mamporisika hoe aza menamenatra e! miresaka sex fa efa samy lebe, de mba asio TOPIC momba ny sex.
Veloma daholo
36. booboo ( 30/05/2006 09:29)
ary @ resak'olondehibe any @ Dinika Manokana booooooooooobaka be !
37. Aino ( 07/06/2006 15:36)
8O:/....
38. Aino ( 07/06/2006 15:43)
sady ny peratra izao efa tsy manjaka tsony ko, indrindra fa any dago.

mety misy olona mahandry peratra ve na dia efa hoatra hoe 2ans na mahery aza niarahany?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8458