andrana vaovao
24. xxx
(
25/02/2006 13:54)
ny fahitako ireny tavaratra ireny aloha milay be ny sipan-dry zalahy,i Akamatiana zao no tena mahalala azy bebe kokoa ô!fa za mba te-hipetaka an'ireny jôba tavaratra ireny,nefa aty dago tsy mbola nahita sipa tavaratra mihitsy aho,tsy tian-dry zareo angamba ny mandeh aty,
25. fijo
(
02/03/2006 21:55)
akamatiana an,anjara aiza indray e,enao no te hoao ko anjara inona.
aza mitse amin'ireny fa sary aza mampikorontana azy
aza mitse amin'ireny fa sary aza mampikorontana azy
26. zazafaly
(
07/03/2006 05:43)
aza de ataoan'izany kosa alou ny tavaratra e! ireo no tena oul sentimental indridra eto antany kou:D, ny tena mahatonga azy ho sarotiny anie de fitazomany ny maha izy azy e! ny fombany sns...,fa izy alou mafana rà e! ary sahy tokou an,:roll:
fijo< aiza kou de we sary de mapikorontana, fa aza taitra fa hivoaka tsy hoela ny sarin'i Jesus mivady an'i Mbvy Marie de hohita eo ny mba apoakan'ny ankilany8O
fijo< aiza kou de we sary de mapikorontana, fa aza taitra fa hivoaka tsy hoela ny sarin'i Jesus mivady an'i Mbvy Marie de hohita eo ny mba apoakan'ny ankilany8O