Lasandrizalahy ny tany

1. princelove ( 17/02/2006 12:08)
O Raiamandreny
o ry Zoky be toa ray
ory zandry mahaleo maalasana,
Ahoana hoy aho
fa hovahiny eto antanindrzako aho
raha mitohy izao fibosesehan'ny vahiny izao.

Lasany anie Behoririka
ka ny teniny no miranto eny amin'ny rindrina


Aiza no aleha,
Nahatsinjo lavitra tokoa ireo razantsika raha nilaza fa ny tanindrazana "tsy amidy na iray dia". Ireo tsy nandala izany no rangory fototry ny afo manome vahana ny vahiny izao.

Aiza ilay hoe "masina ny tanindrazana" sa efa maty hasina ny tanintsika satria misy efa mihinana alika eto?

Inona no havelantsika hoan'ny taranaka? Aiza ilay hoe "mitsinjo vody andro merika e! Sao any aoriana any ho vahiny eto amin'ny tanintsika isika gasy.

Mahagaga fa dia mibosisika
2. fijo ( 17/02/2006 22:01)
mila fiheverana tokoa ny momba ireo vahiny ireo any amintsika
3. caprio ( 17/02/2006 22:02)
Tsy maintsy mifandray @ hafa isika ry le dada fa tsy mavita tena anie isika e,mba mila ravin,ahitra tahaka ny gasy aty an-dafy koa anie izy ireo e!mampandroso ny firenena ireo ry le dada fa ny we lasa vahiny isika dia nofy zany,ary sanatria izay anaiky an,izany
4. andry44 ( 18/02/2006 08:37)
Nefa ve nareo milaza ny tenanareo any an-dafy ireo mamapandroso ny firenen'ny vazaha?toerana toy inona no raisanareo any?Mahavita mividy tany na trano any ve nareo?
5. fasaly ( 18/02/2006 09:30)
ka zao anie e! lay vahiny manatsara tanàna kosa e! aloha amin'ny lafiny mahatsara an'i madà zay e!
raha mandinika nareo ho an'ny gasy lasa aty ampita moa ka efa elalea iny no miverina any dia hita fa tsy misy fiovàna lay tanàna liharatsy aza aza ohatra ny trano efa vita horina taloha reny satria tsy msiy entretien sns, satria tsy ampy ny vola,
fa hitako fa tena mahafinaritra ihany zao any madà amin'ity fanaganana trano hotely sy ny karazany, tsy hainareo mou fa mba efa tafiditra any amin'ny kaktalogy ny destiantion toruisitik i madà zao, mbaà efa chois ho an'ny mpanao tourist , ka hitako hoe hamapndroso ny madà ihany io na ny vazaha aza ny tompon'andraikitra amaly izy, jereo ange ao maurice e! tena tsy mena mitahy mihintsny ny any cote d'azur ohatra na epagne na hafa koa! ary ny vazaha raha manao zavatra de tena manao tsara tokoa, tsy haiko alouha e! fa zay no mba hevitro sy ny fandraisako azy....
6. fasaly ( 18/02/2006 09:35)
andry44 iéu! zahay dia anisan'ny mandoha impot ho an'ny fanjakàna, ary vola bedb ny mivoaka aminay isantaona raha io impot io no resahina ka! satria miaina otran'ny tompoitany ihany zahay aty, fa nareo reo ange tsy mandinika tsara e! fangah reo vazaha reo raha mividy tany sy mangana zavatra esty sy eroa de gratos, vola be no alain'i fanjakana almin'ireo, tafaresaka tam vazaha mpivady antitra zà tananty avion, mipetraka any saint marie reo, fa tiany lotsa saint marie ka niroina fonenana tany izy fa ny vola alain'ny fanhjakàn aminy hono dia 8.000.000 million isaky ny 6 mois, fa tsy omendreo taratasy fahazoana mipetraka mintsy reo fa ataon'ny fanjakana fangalana vola izany hoe manala ny sejours isaky ny 6 lius, ka raha ny vazaha rehetra mitoetra any ange no angalàna vola toy izany tafita ihany lay madà e! fa misy tsy mety mintsy ao amin'ny mpitantana e! fa aza ny vazaha foana no enjehina fa reo mandoa vola be am fanjakà an!:wink:
7. fasaly ( 18/02/2006 09:37)
manalava sejours isaky ny 6 mois io an!
8. fasaly ( 18/02/2006 09:42)
ny tiko lazaina , plus betsaka ny tourist miditra am firenena irany plus mampidibola ho an'ny firenena ,na ny fanjakàna, fa ilay mandàka vahiny tsy mety fa vao maika mampahantra zany, ohatra zao ny eto amin'ny misy ahy ary amin'ny tanandehibe ary navaozina ny atomium toy ny tour eiffel, hatsaraina foana izy ireny tsy havela ho dégrédé ny etat- ny satria nahoana, mba hisontomana tourist, maninona moa no mbola lafo foana ny frais mandeha dago na dago mivoaka ivelany satria tsy dia tena touristik i madà, de eritrerto amzany, kou tsy aleo ve hatsarain'i vazaha ny tanàna raha tsy ampy vola ny gasy e!:°)
9. naughtyboy ( 22/02/2006 09:45)
@ maha nosy antsika de ilaina fifandraisana foana @ any ivelany,tsy mahasakana akory zany ny hamela reo vahiny hitsidika sy hampiasa vola eto ny olana zany de fitantanana sy fanalalahana ny tokarena ary ny toetsaina rapadango !!! ray @ reo firenena tandrefana zao mahita vokany @ fanalalahany
ny fidirana vahiny eo aminy ny anglisy io e,nahita vokany tsara toko ry zareo ka
nandroso 62% ny toekareny ilay antsoiny hoe boomimg economic satria tsy ampy ny workforces eo aminy ka raha mba tonga any ny vahiny tsy ny vatantenany fotsiny fa ny asa hoentiny no jerena ka asa ihany isika ty e!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5889