fa iza marina kai enao io ry mpitondra anarana xxx an!

1. miyah ( 17/02/2006 10:30)
Tena gaga sy talanjona mihits za manoratra alou fa zé page rehetra sokafana d ahitana anao "xxx" daholo, ato @ resa-dehilahi no nataoko satry mino za fa lélà enao, ka mba lazao é sa vé forme pub ihany izy ty hoe tena enao zany tena manaposaka resaka bdb mits @ page rehetra isan-karazany, aza raisina côté ratsy fa mba t hahalala fotsiny, misy meti mahatsikaritra otran'ahy an' izany ko angamba é!!!!
novalian'i xxx ny 21/02/2006 08:34
2. xxx ( 17/02/2006 10:40)
:-D olona maro be io fa tsy olona iray e :-D:-D
za aloha dia mpanao xxx rehefa amin'ny fotoana tsy tokony hisehoana e...cas rare nefa io an!
sw
3. xxx ( 17/02/2006 10:49)
Ilay xxx io ambony io izao i sonwin ry miyah ah ...
Dia ito xxx iray ito zah :-D:-D:-D

pissoa
4. xxx ( 17/02/2006 10:52)
Hadino kely ... de zah vehivavy kah :-D:-D

pissoa
5. xxx ( 17/02/2006 11:26)
de ity injay za

diamondra27

'za koa tena sorena fa xxx foana tato ato
:evil::evil: tena asio herinandro indray 'ty ry hery a!

raha tsy 'zany de aleo :@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@:@
mba tsy hi-peter e plomb :-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
6. xxx ( 17/02/2006 11:37)
Ilay eo amin'le hoe: "Mpanoratra" ange ry miyah ovay hoe "Tsy lazaina" de lasa xxx koa enao.
7. miyah ( 17/02/2006 12:10)
ok misaotra anareo nanome fanazavana, ts hoe avy any ambanivohitra akory fa talanjona ihany ny tena, tokony mba atao @ teny gasy koa anie lé ts manome anarana, ts haiko alou zay fandikana izany hoe anonyme, bdb zany nareo no xxx a!fa in no dikan lé ts manome anarana é? fa anga mis zavatrt afenina é!!!
8. xxx ( 17/02/2006 12:54)
mba tsy tiana ho fantatra fotsiny ny anarana e!
9. xxx ( 17/02/2006 18:55)
tsisy fisaorana aky a... ngah tsy loza retsy ndray2 mahasosotra
i veloo ty :-D:-D:-D
10. xxx ( 17/02/2006 19:06)
Fa maninn hoà no manao xxx dia mbola soniavina ihany e? Manjary afaka angalarina ilay sonia!

pissoa
11. Herimiafina ( 17/02/2006 19:08)
miyah:

Tena gaga sy talanjona mihits za manoratra alou fa zé page rehetra sokafana d ahitana anao "xxx" daholo, ato @ resa-dehilahi no nataoko satry mino za fa lélà enao, ka mba lazao é sa vé forme pub ihany izy ty hoe tena enao zany tena manaposaka resaka bdb mits @ page rehetra isan-karazany, aza raisina côté ratsy fa mba t hahalala fotsiny, misy meti mahatsikaritra otran'ahy an' izany ko angamba é!!!!

Zah akia ry miyah le mpanao xxx hitanjy iny an! Le tsy hitanjy injay olona hafa maro be fa le hitanjy de zah izao mihintsy! :roll:

12. Veloo ( 17/02/2006 19:10)
hery 8O8O njy tsy menatra akory manao xxx
13. pissoa ( 17/02/2006 19:12)
Eeeeee - iza kounkou io mangalatra manao pissoa io? :-w:-w Ataoko mamay an :-D:-D:-D
14. lapino ( 17/02/2006 19:16)
:-D:-D:-D:-D
15. pissoa ( 17/02/2006 19:23)
Inn kou no mampme an'lapino eo? Hita fa misy mangaltasa ny anarako tiako be koooo :cry: :-D:-D
16. Herimiafina ( 17/02/2006 19:36)
Efa hoe zah hoa le mpanao xxx iny, hehehehe:-D:-D
pissoa
17. pissoa ( 17/02/2006 19:38)
Elah an :twisted::twisted:
18. lapino ( 17/02/2006 19:42)
=))=))
19. akamatiana ( 17/02/2006 21:17)
:-D:-D:-D
20. xxx ( 17/02/2006 21:30)
ka raha izay dia mba hanao y indray aho kle
yyy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5042