feno mpivarotena gasy ao la réunion ao...
22. yonikafopl
(
02/03/2006 16:20)
:roll::roll::-D:-D
fa le mpivarotrna nge mba andramo tenenina ee, za mahazo fona we, nenay sady fahafinaretana azo, ny vola miditra.
De inn tsony mouuuuuu, fa de mangina fa reviny ny azy .
fa le mpivarotrna nge mba andramo tenenina ee, za mahazo fona we, nenay sady fahafinaretana azo, ny vola miditra.
De inn tsony mouuuuuu, fa de mangina fa reviny ny azy .
28. diamondra27
(
14/03/2006 11:04)
le Kil tao @ colbert ihany ve no lasa any la Réunion sa le tany @ hilton?:-w:-w:(
31. rog
(
17/03/2006 04:57)
tsy aminareo ilay toerana de mora ny miteny fa mba manotania koaitra aloha e de mba miaraha miresaka sy manala azy miaraka aminy de ho hitanareo eo ho e inona ny antony manosika ny akamaroan'ireny vehivavy ireny hisafidy io asa tranainy io satria matoa koa io misy misy koa ny manjifa azy de izay .
32. xxx
(
17/03/2006 18:14)
misy efa fombandrazan'ny sasany koa angamba io ka tsy de fahantrana loatra , misy nga tena manana 206 decap mitsy e zany ve ahantra
33. Beinjy
(
31/03/2006 15:40)
Veloo:
mafy ny ady ry reto a^^^^;-)
tsy hoe mafy ny ady fa lazaiko anao fa efa tena misy mpanakarena be mihitsy reo ; fa efa tsy hafaka @ fahazarana intsony; misy efa mahavita bildine be mihitsy any dago ny tomobile -ny aty lareunion ilay nouveaux modele be reny ;:twisted::twisted:ary ny cox gasy na 20e azadia lasa zao ;fa ny cox creole 80ery ny cox gasy no tena betska indd eto la reunion; une semaine hono ry zareo mahazo 1000e farafaharatsiny:?:
35. Beinjy
(
02/04/2006 07:20)
oui efa nanandrana aloha zaho ary ary tena nahita ny fiainan-jareo;faizao anie no tena mbola mahalasa fisainana ahy e!mino ve nareo fa ny comoriane mahantra toa antsika gasy; nefa zaho tsy mbola nahita coma nanao cox?:?: ary raha resaka asa ve no tsy misy eto la reunion fa mininona no manao ireny ;betsaka anie ny sipa gasy manao femme de menage e!sa ireny no mahamenatra anjareo??dia tsy haiko intsony fa ry zareo efa entin'ny fitiavambola sy ny fitiavana sex :-*:-*be loatra angamba; ka ny sasany efa tsy vola intsony koa no tadaviny fa io sex io faotsiny sisa;; :evil::evil:nefa ny mampalahelo matetikadia ireo sipa gasy tsy manao ieny no antsontsoin dry zalahy eny andalana dia mahatsiro menatra be ry zareo reo
36. barry
(
06/04/2006 10:04)
tena marina nihitsy io tenen'i Beinjy io;fa manalabaraka ny vehivavy sasany eto lareunion fotsiny reny asa maloto reny:twisted::twisted:
