Raha tsy misy mozika

1. MAMINIRIANA ( 16/02/2006 07:13)
Mety hitovy heritreritra amin'ilay olona sendra tafaresaka tamiko izay ve ianareo. Nanontany ahy izy tamin'izay hoe : "Raha tsy misy mozika ho ny fiainany dia mahatsiaro tena ho sempotra sy maizina ary tsy misy dikany aminy hono ny fiainana". Marihina nefa fa tsy mpanakanto akory io olona io. Mbola naveriny t@ izay fa zava-dehibe eo amin'ny fiainan'ny zanakolombelona ny mozika sy ny kanto eny na ny tantely izay manana ny maminy aza tsy mamy nohon'ny mozika". Ka mba hanontany aho hoe : "MINO IZANY VE ISIKA SA MANANKAMBARA HAFA ?".
novalian'i little ny 07/04/2006 10:33
2. cheboman ( 16/02/2006 08:13)
asa atao @n-kira hono toy ny vita tsy natao
3. fiaritiana ( 16/02/2006 08:57)
ohatranà mihitsy zany olona izany , zà maty raha tsy misy mozika eny fa na ny biby na ny olona anaty ala aza mila mozika, tsy voatery oe radio henoina ny mozika fa na ny zava boahary aza
4. hery ( 16/02/2006 09:21)
Matetika conviction-ntsika fotsiny ihany io... matetika tsy zakan'ny atidoha izany manao zavatra roa izany. Raha ohatra ka manjary mihaino an'ilay hira ianao dia misy blem raha sady manao zavatra hafa.
Raha ohatra indray ka fond fotsiny ilay mozika (mozika tsy hainao, mozika tsisy hira) dia mety hanampy ihany.
Fa ny tena ahafahana manao zavatra dia ao anatin'ny fahanginana tanteraka :-)
5. sonwin ( 16/02/2006 13:16)
Raha zavatra mila fahamalinana sy mampiasa saina dia mila fahanginana, raha asa mampiasa vatana indray dia hanamaivana ny havizanana ny fahenoana mozika satria lasa any ny fo sy ny saina, ny vatana ihany no ao anaty asa ao. Asa anefa....
6. mamzelkely ( 16/02/2006 14:04)
ts haiko alo fa za ra vô tsisy mozika ny fiainako de ts mety e na mande eny andalana aza za de mihaino mozika sauf refa miaraka am olona tam za nianatra de ts concentrée mits ra vô mianatra lesona ka tsisy fond musical ka ra za no anotanina we raha tsisy ny mozika de oziz za we mety ts nety angamba ny fiainako :°)
7. Veloo ( 16/02/2006 18:33)
Jereo fotsiny ity hiran'i John Miles ty dia fantatsika ny importance ny miosika:

Music was my first love
and it will be my last
Music of the future
And music of the past..

To live without my music
Would be impossible to do,
In this world of troubles
My music pulls me through

etc....
zay mitady ny suite mila mandefa taratasy aty amiko :wink:
8. Veloo ( 16/02/2006 18:34)
na tonga dia mijery ato
http://www.john-miles.net/
9. Veloo ( 16/02/2006 20:18)
eeeeee to nahay namatraka jereo eto za kle? tsy nampoziko akory :^):^)
10. fiaritiana ( 16/02/2006 21:36)
Veloo:

Jereo fotsiny ity hiran'i John Miles ty dia fantatsika ny importance ny miosika:

Music was my first love
and it will be my last
Music of the future
And music of the past..

To live without my music
Would be impossible to do,
In this world of troubles
My music pulls me through

etc....
zay mitady ny suite mila mandefa taratasy aty amiko :wink:



Tena mitovy amin io mpihira io ny hevitro, melsi Veloo a!=D=D
11. Herimiafina ( 16/02/2006 22:20)
Effet psychomoteur! Manome hery, morale ho anao ny mozika.
Toy ny reaction chimika rehetra dia mila catalyseur sy énérgie na fara-faharatsiny condition mahatonga ilay reaction hitranga vao mitranga ny reaction:

Ny mozika dia anisan'ny condition hahamora ny tranganjavatra chimique iray any anatin'ny olombelona any. Manome emotion, dopamine, adrenaline, etc....
12. cutie ( 16/02/2006 23:08)
: MAMINIRIANA [ Valio ] 16-02-2006 11:13:44
Lohateny : Raha tsy misy mozika
Mety hitovy heritreritra amin'ilay olona sendra tafaresaka tamiko izay ve ianareo. Nanontany ahy izy tamin'izay hoe : "Raha tsy misy mozika ho ny fiainany dia mahatsiaro tena ho sempotra sy maizina ary tsy misy dikany aminy hono ny fiainana". Marihina nefa fa tsy mpanakanto akory io olona io. Mbola naveriny t@ izay fa zava-dehibe eo amin'ny fiainan'ny zanakolombelona ny mozika sy ny kanto eny na ny tantely izay manana ny maminy aza tsy mamy nohon'ny mozika". Ka mba hanontany aho hoe : "MINO IZANY VE ISIKA SA MANANKAMBARA HAFA ?".

Za mino 8)
13. sonwin ( 17/02/2006 10:45)
Za tsy mino. Nefa ankafiziko ny mozika
14. watafon ( 17/02/2006 11:00)
veloo, sôtsa e!!
15. maelys ( 17/02/2006 11:28)
hafahafa be ny fiainako raha tsy misy mozika mafinaritra ne le sady manao raharaha no mihaino hira eh
16. ari.malala ( 17/02/2006 13:15)
za sy ny hira efa natao mariazy d tsy azo atao divorsa tsony :°) tena tsy mety amiko zany fiainana tsisy mozika izany!
17. Veloo ( 17/02/2006 16:55)
ari :-D:-D:-D:-D
wata, fiaritiana tsisy fisaorana o:-*
18. little ( 07/04/2006 10:33)
eritreritra fotsiny zany! fa mety gaigy ko raha tsisy feo an! ary raha io ndray no tsy misy de mba ahoana e? mosika zany mako efa koplike be zany fa raha tsisy feo sy mona doly de mbo ahoanae?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4006