tokony mba hampijaliana koa ireo frantsay miditra any dago
21. vancleef
(
15/02/2006 21:54)
andra-mpahoviana
mandra-mpahoviana
hadisoan'i hery tsy manao Preview eto @ forum raha haveriko ilay izy
23. Herimiafina
(
16/02/2006 23:11)
Aleo izy ho any Dago handany ny volany e! Fa any amin'ny resaka politika fotsiny izy no kapao tsy hita fery! hehehehe:-D:-D
25. xxx
(
24/02/2006 21:12)
Atao mihinana ny tsy fihinany mihitsy izy rehefa tratra e. Izaho aloha raha tonga any Dago ka mahita frantsay tsy mahay miteny Gasy dia ompa tsy ompa amin'ny teny frantsay mihitsy no omeko azy e.
Sahala amin'ny fanaon'i Sarkozy e. Rehefa tsy mahay ny teny any amin'ny tany andehananao dia andana mody!!
Sahala amin'ny fanaon'i Sarkozy e. Rehefa tsy mahay ny teny any amin'ny tany andehananao dia andana mody!!
26. LazaRandri
(
24/02/2006 23:28)
xxx:Fa maninona no mampijaly olona?:twisted:
tokony mba hatao sahirana koa ireo vazaha miditra any amintsika indrindra ireto frantsay fa miseho ho milay
27. naritsimba
(
28/02/2006 04:14)
veloo> naritsimba a njy mantsy tsy teo t@ fananjanaha-tany ka...njy zany pisolelaka vaza
zà njay dia tsy hisolelaka @ vazaha zany, zà gasy 100% ary miteny gasy tsara.
zà njay dia tsy hisolelaka @ vazaha zany, zà gasy 100% ary miteny gasy tsara.
28. Solitikabe
(
01/03/2006 00:47)
Ory reto an.
Ireny ange investisera eh. Tsy te-hahazo vola angaha. Ampijalio eo nge reo eh. Tonga dia mipitika ny seza.
Ahahahahahahahahahhahaha
Fa faha 59 taonan'ny 1947 ity, izany hoe iray taona sisa dia 60 taona. DIa avela handalo fotsiny ve ireny ra nandriaka ireny. Tokony manomana hetsika goavana ny Gasy rehetra manomboka amin'ity taona ity ka hatramin'ny taona 2007. Mba hevitra izany an.