Ny RAFI-PAMPIANARANA ETO MADAGASIKARA

1. niny ( 13/02/2006 13:15)
Izaho manoratra dia mpampianatra any @ kolejy T@ mbola nianatra teny Anktso aho dia nahatsapa fa tsy mifanaraka intsony @ vanimpotoana ny fampianarana eto M/kara fa tokony ovana mihitsy hifanaraka @fanatontoloana izay hiainana amin'izao fotoana izao 1) tokony ho manomboka "Matérniel" -7em 2)6-5em dia eo misy concour 3)4-3em mety azo zaraina roa (4-3em tecniq)na (4-3em général) dia ny ankizy no misafidy miditra 2nd manombaka eo dia azo atao manao ny orientation (2nd L na 2nd S na 2nd tech ) amin'izay dia fantatry ny ankizy ny lalana hizorany eny ankatso
novalian'i rasah ny 17/02/2006 13:21
2. kally ( 13/02/2006 16:36)
Angamba tsy dia ny halavan'ny fotoana hianarana sy ny karazam-panadinana na ny vanim-potoana hanaovana an'izany no tena zava-dehibe fa ny vontoatim-pampianarana. Inona moa no ampianarina ny ankizy izao, dia inona avy no tokony ho hainy ohatra eo @ faha-5 taonany , ny zaza 6 taona inona avy no tokony ho hainy sns.
3. rasah ( 17/02/2006 13:21)
tena marina ny an'i kally fa dia izany aza dia tsara ihany ny manome safidy ny ankizy dia ny ambaratonga fototra.TOkony hifototra @ filan'ny firenena anefa izany.Ohatra:mila etsehana ny tontolo ambany vohitra sy ny sehatry ny fambolena ka dia atao manaraka izay koa ny rafitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2347