mitady tononkiran'i Mahaleo

1. maminou ( 13/02/2006 10:05)
salut daholo,
mba mitady an'ireto tononkira ireto raha mba misy manana(Mahaleo):
-Antanambao
-Faribolana
-Kurde
Misaotra mialoha o!
novalian'i Fiffi ny 01/03/2006 15:26
2. Fiffi ( 14/02/2006 10:35)
toa nahita an'Antanambao sy faribolana aho ao @ tononkira fa tsy faribolana ny titra fa olona samy hafa loko , Kurde izany indray aloha toa mbola tsy naheno an'io aho.
3. Samoana ( 14/02/2006 14:41)
Ilay kurde t@ VCD farany ireny vao reko !Rehefa haiko tsenjery ny tonony de atsipiko ao @ tononkira serasera ao ihany e !:D
4. McFy ( 24/02/2006 05:12)
inty le kurde http://serasera.org/tononkira/?rub=tononkira/hira&id=3471
faribolana http://serasera.org/tononkira/index.php?rub=tononkira/hira&id=468
fa toa ho sarotra ihany no haka ilay Antanambao koua.
Mazotoa nefa mankafy
5. Fiffi ( 24/02/2006 06:20)
misaotra an'i McFy fa avotra indray koa aho eh! izany no hatao hoe namana eto @ sera2 mifanampy :-*:-*
6. oligan ( 27/02/2006 05:53)
mitady tononkiran'i jean aimé/le misy a chéri iny;mandy moore:only hope/;clo mahanjanga/mba mieritrereta,ve azafady o.
7. Fiffi ( 27/02/2006 20:35)
tsy nahita :(
8. McFy ( 28/02/2006 22:56)
oligan, injisy fa ts hoe ts tia ny hanampy anao aho fa tena tsy nahita fa dia mahareta injay aloha e!

Fiffi mazotoa MakaFy e!
9. Fiffi ( 01/03/2006 15:26)
hoy McFy:
Fiffi mazotoa MakaFy e!
tena ao tsara eh! :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0836