VAHINALA MANAO REEEEEEEEEEEEE

21. ravatorano ( 13/02/2006 11:37)
faly miarahaba anao tonga soa amin ny tanana eh
=D=D=D=D:D:D:D:D
marina ny tenin i zandry angolaina izany
22. nani ( 13/02/2006 11:43)
kikouuuu njiko ma jolie vahinala !!! hihihihi arabaina zani tonga soa eee!! ZA ZAO DEFA HOZY ZA WEEE EFA ANI ZANI FA TSY TONGA MAMAGY ANAY MINTSY NJIKO LOL
hihihi mba asio santionani keli klou taminn ilay fety beuuuu tao fa tsssss !!!! HIHIHI
hummmmm efa azoko sary antsaina ka !!! HIHI LAZAO ANIZAO IZY WEEE VELOMA HOZY ZA WEEE DE BIZZZZZZZ MAMY BEUUUUUUH :*
23. mamzelkely ( 13/02/2006 12:58)
tongasoa aty atanidrazany ky njy de manantena ny hihaona am njy ihany na de sahirana be aza njy :):-*
24. pissoa ( 13/02/2006 17:25)
Tonga soa any amin-dry mamzel :roll: , dia tonga soa eto @ serasera indray! :-*:-*
25. mamzelkely ( 14/02/2006 06:11)
tô gaga pissoa:roll::-D
26. mamzelkely ( 14/02/2006 06:13)
tanindrazana ny tiko soratana ky fa diso flapy za aaa:°)
27. naritsimba ( 17/02/2006 09:30)
Dia rahoviana zany no hihaona ry vahinala?
28. Vahinala ( 17/02/2006 11:38)
nani > Kikou njiko b bizou mamy beuuuu, d veloma ozy fofombadinjy ! Hihiihihihihi ! Za aky lasa ts afaka mandalo matetika tsony an :cry::cry: fa za klou ts manadino anareo e !:wink:

Misaotra ny rehetra e, d ho an'ny namana eto antanindrazana, rehefa misy pro hoe hihaonana am rehetra d mbo hamelao hafatra za tonga d poinsss e ! Okay ! :-*:-*:-*
29. nani ( 22/02/2006 16:18)
hahahah vahinala , karakarao tsara ao aloha izy fa refa tonga za de alaiko an lol
mazoto ary aki an !! Refa tsy manadino anay njiko defa ok !
Bizzzzzz njiko , fa tsoda beuuu ho an fofombadiko lol !!!Ary aza de manararaotra loatra eeeeee!! LOL
30. fijo ( 24/02/2006 04:32)
vahinala,dia nafana be ve izay ny alina sa ekory eeee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2095