Bibilava
61. mamzelkely
(
17/02/2006 05:55)
petiterose< :-D tonga soa ato de ie mahafinaritra ny vadin papa ka :-D:-D
pissoa< za ts mahabe asa azy zany ka :-D
pissoa< za ts mahabe asa azy zany ka :-D
62. ari.malala
(
17/02/2006 06:49)
ary misy akama vaovao foana ko izy zany an, arabaina ndray alo iRojiane e!
Ô ry papa a, in zany ataonao zany e! :-D tô tena mitady hanao toa ilay akama iry ko enao zany an..:-w:-w
Ô ry papa a, in zany ataonao zany e! :-D tô tena mitady hanao toa ilay akama iry ko enao zany an..:-w:-w
64. sonwin
(
17/02/2006 07:20)
fa iza zany colocataire n'i Rojiane zany :roll:
ari.malala> hatsikana sy lalao nge ny eto e :-w, sa misy mandray resaka serieux any ho any?:°):^)
ari.malala> hatsikana sy lalao nge ny eto e :-w, sa misy mandray resaka serieux any ho any?:°):^)
65. pissoa
(
17/02/2006 07:22)
mamzel, hita koooooo :-D:-D
littlerose, taraiky be kounkou njy zany kah. I mamzel sady vady no sekretera, donky izy ihany no mandamina azy retsaretsa ao :-D:-D
littlerose, taraiky be kounkou njy zany kah. I mamzel sady vady no sekretera, donky izy ihany no mandamina azy retsaretsa ao :-D:-D
66. ari.malala
(
17/02/2006 07:36)
sonwin, tsy haiko alo lesy fa mba fanontaniana ny ahy ko! :-D:-D za ve nahalala ko!
67. sonwin
(
17/02/2006 10:25)
iza tokoa moa no nahalala fa fihinana ny valala!
iza koa ny nanam-po fa fihinana ny voampo!
Misy raha la terre8):°)
iza koa ny nanam-po fa fihinana ny voampo!
Misy raha la terre8):°)
70. Veloo
(
17/02/2006 18:07)
rojiane njy nga te ho vadin'i papa?
donky
mamzel mama-1
littlerose mama-2 (satria to mi-insiste ko lery):wink:
i rojiane mama-3 (tena efa maika izy ho mama)
:-w:-w:-w
donky
mamzel mama-1
littlerose mama-2 (satria to mi-insiste ko lery):wink:
i rojiane mama-3 (tena efa maika izy ho mama)
:-w:-w:-w
80. petiterose
(
21/02/2006 06:12)
veloo, mama ahoana alo fa tsy azoko e! mi insiste ahoana koa fa tsy mazava! Za aky nanontany fotsiny fa tsy mi insiste izany a!