finiavana hanao zavatra

1. jon ( 11/02/2006 09:37)
inona no mety mahatonga ny olona iray tsy mahalala izay tokony ho ataony na izay tiany ataony no sady tsy mba misy faniriana amin'na zavatra hataon'olona !
de inona no tokony ho ataony !
novalian'i isrine ny 12/02/2006 12:28
2. mirana5 ( 11/02/2006 12:03)
DEPRESSIF B8O8O8O
3. fasaly ( 11/02/2006 12:20)
olona tsy dia stable ao amin'ny sainy ao ny olona manao izany e! mila mi concentré izy, asa .....
mila mianatra concentration am zavatra hatao, dia tsy mila mampitaha ny fiainan'ny tena amin'ny an'olona fa tsy mety koa zany!è! ny tsara ataony dia mila ho fantany ny tanjona eo amin'ny fiainana, dia ezahina ny hahatanteraka iny tanjona iny na hosarotra na ho mora, fa ny olona tsy misy tanjona eo amin'ny fiainana dia tsy hahalala zay tokony hataony mintsy:°)
4. Veloo ( 11/02/2006 23:55)
be eritreritra ko angamba izy ka mahakivy azy doly ny rehetra anika tsy mazoto manao na inn na inn...
5. isrine ( 12/02/2006 12:28)
Mety ilay olona mihitsy no kamo hatrany ankibondreniny. Olona matory lava angamba no ilazana azy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3377