Dear p***
21. lapino
(
10/02/2006 09:48)
Herimiafina, mila an'ity angamba letsy izany a: http://www.macromedia.com/go/getflashplayer
petakorona, tsy hitako hadika teny gasy ilay tononkira e, sady le mampmé aminy ange le izy miaraka vakiana amin'ny karaoké e! mba ijerevo diksionera moa e! :-*
petakorona, tsy hitako hadika teny gasy ilay tononkira e, sady le mampmé aminy ange le izy miaraka vakiana amin'ny karaoké e! mba ijerevo diksionera moa e! :-*
27. lapino
(
10/02/2006 21:20)
Ko tsy loza raha avadika teny gasy io? Andramo ange e:
--> Ry lat*ka malala, ...
Tena vô manomboka de ôk'zay kle! =))
--> Ry lat*ka malala, ...
Tena vô manomboka de ôk'zay kle! =))
29. tianavola
(
11/02/2006 16:46)
:-D otran'ny mpifankatia rehetra ihany izy roa lahy :-D:-D:-D miady dé mifamely dé miombona :-D
34. akamatiana
(
13/02/2006 18:34)
tara beuuh zah vo niditsa ato kle!! zao zah tara fimemezana =))=))
36. sasa
(
14/02/2006 03:38)
ari.malala aleo mintsy le izy tsy adika fa zava-doza be hi hihih =))=))=))
38. ari.malala
(
14/02/2006 06:21)
raha io v no adika tsy tonga d voaroka daolo tsika ze mandika an'io?? =))=))=))
39. pissoa
(
14/02/2006 09:21)
Hihihi - zah koa zany tsy mahazo an'io tampoka :°) Adikao eeeeeee =))=))
40. mamzelkely
(
14/02/2006 09:51)
misy une partie kosa azo adika ee " ho an Rodney, ... refa mamomamo iny ena de apidirinao am toerana ts mbola nalehako mits za" =))